MBOLA MARO IREO TSY MINO FA MISY ANDRIAMANITRA...

41. jimna ( 21/02/2006 08:54)
Ireo ordinatera farany ohatra dia vokatry ny fikarohana mafy sy ny fanamboarana tam-pitandremana.Tsy niforona ho azy akory ireny fa nisy namorona.Ary ny atidohan'olombelona?Tsy mba sahala amin'ny biby ny atidohan'olombelona fa mitombo avo telo heny ao anatin'ny taona voalohany @ an'ny fiainany.DAVIDA, dia niteny toy izaotamin'i Jehovah :Hidera Anao aho f; fa mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovanao ahy;mahagaga ny asanao;ary fatatry ny fanahiko marimarina izany>>.SALAMO139:14)

MBOLA HITOHY
42. marozevo ( 23/02/2006 00:17)
Tohizo haingana ndray ary eh...
Nefa tandremo fa mitady hivoaka ny sujet izy izany. Mbola tsy mivoaka akory, fa mampitandrina fotsiny aho. Ny hendry no anarina.
43. jimna ( 23/02/2006 12:37)
Dia noho izany tsy maintsy nisy fisiana tampony iray nanao antsika,dia Andriamanitra izany,araka ireo fanaporofoan-kevitra hita manodidina antsika,ka mila mahay mandinika isika.
44. marozevo ( 24/02/2006 00:19)
Io ve izany no tohiny sady farany^?
Ekena zoky ah.
45. jimna ( 24/02/2006 03:59)
mbola afaka tohizana ka
46. marozevo ( 24/02/2006 23:58)
Tohizo ihany ary eh..
Tandremo anefa fa :
1 - mba tsy hivoaka ny lohahevitra.
2 - Efa mitady tsy hisy olona hafa hamaky ity lohahevitra ity. Isika lahy irery sisa mifamaly resaka eto. I dadabe izao efa tamin'ny 17 fev no teto farany, dia lasa i Lery... asa izay antony.
47. diamondra27 ( 25/02/2006 17:33)
ka jimna kosa nge ry marozevo mahay an'ty atao majuscule 'ty ka mampandositra ny namana e!
mba teneno moramora ao moa io akama io e!
48. marozevo ( 26/02/2006 00:00)
Zany hono izany ry Jimna ah ! Aza atao maziskila fa maneho toe-tsaina tsy tian'ny hafa raha ataonao maziskila dooly. Izay tiana hasongadina ihany no ataovy an'izany, na ataovy anatina giémé.
Conseil d'ami io.
49. dadabe ( 26/02/2006 10:57)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 25-02-2006 03:58:00
Lohateny : Re : MBOLA MARO IREO TSY MINO FA MISY ANDRIAMANITRA...
Tohizo ihany ary eh..
Tandremo anefa fa :
1 - mba tsy hivoaka ny lohahevitra.
2 - Efa mitady tsy hisy olona hafa hamaky ity lohahevitra ity. Isika lahy irery sisa mifamaly resaka eto. I dadabe izao efa tamin'ny 17 fev no teto farany, dia lasa i Lery... asa izay antony

eto ihany less fa tena tsy maharaka intsony de aleo tsy miditra a
50. diamondra27 ( 26/02/2006 19:51)
marozevo: laingany kanjo 'zany fa variana @ bebe ampolony maro de tsy maharaka intsony:wink:
51. marozevo ( 28/02/2006 00:20)
Ny an'i Lery (dadabe) koa manko izay titre ahitany rirany ihany no valiany. Fa Lery kosa aloha rehefa tena mamaly dia tena mamaly tsara eh... Ny momba an-dry zareo "bebe" indray... vatotr'omby minono io ka tsy hetaheta fa tsiaro ny lasa eh.
52. diamondra27 ( 28/02/2006 19:38)
de aiza no angatahina raha te-hisotro ronono?
53. dadabe ( 01/03/2006 06:50)
kiiiiii inona aza ity le :-w:-w
54. Veloo ( 01/03/2006 20:25)
:roll:
55. marozevo ( 02/03/2006 15:47)
Any amin'ny tresor no alaina ny vola fisotroan-dronono koa aiza indray....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5181