MBOLA MARO IREO TSY MINO FA MISY ANDRIAMANITRA...

21. marozevo ( 03/02/2006 23:57)
moi:

Ny mahatonga ny olona tsy mino ?
Satria sarotra ny mino amin'izao andro izao ; indrindra indrindra raha metimety ny fiainanao. Inona indray moa no ilàna Andriamanitra ? ohatry ny automatique ny hoe maraina ny andro, vohaina ny frigo dia ao izay ilaina ... Ny jiro mandeha, ny telefaonina tsy tapaka ...
Andriamanitra koa na nanampy anao aza dia tsy tsapanao fa heverinao fa ny chance anao no nety... sarotra ny mino e !


Mety ho marina izany, nefa koa tsy azo zeneralisèna, satria betsaka ny olona manana fiainana toy io, fa maheri fo koa amin'ny lafiny fivavahana.
22. dadabe ( 04/02/2006 04:35)
tsy efa nanidina any dago ve i vahinala izay e:^)
23. Veloo ( 05/02/2006 01:25)
fa ahona efa malahelo sahady angaha dadabe?:^):^)
24. dadabe ( 05/02/2006 02:47)
:roll::roll::-$
25. Veloo ( 05/02/2006 22:43)
:-D:-D:-D
26. marozevo ( 06/02/2006 01:06)
Veloo:

:-D:-D:-D



Io indray indry ! Inona ary ity ?
27. vetsoko ( 06/02/2006 10:32)
noho izany rehetra izany dia mbola maro ny adidin-tsika mpino nefa efa voasoratra koa fa misy mihintsy ny voasoratra ho very
28. marozevo ( 07/02/2006 00:54)
vetsoko:

noho izany rehetra izany dia mbola maro ny adidin-tsika mpino nefa efa voasoratra koa fa misy mihintsy ny voasoratra ho very


Marina ve fa efa misy voasoratra ho very izany... Dia atao inona fitoriam-pamonjena rehefa fantatra fa ho ho very izy ? Za kosa tsy d'accord amin'izany ko le aza ah...
29. Veloo ( 07/02/2006 20:05)
marovezo a omeko safidy enao inn no tianao
ho :-D:-D:-D fona ve za

sa

ho :twisted::twisted::twisted: fona?

30. marozevo ( 08/02/2006 00:08)
Veloo:

marovezo a omeko safidy enao inn no tianao
ho :-D:-D:-D fona ve za

sa

ho :twisted::twisted::twisted: fona?





Dia tsy maintsy amin'ireo roa ireo ve aho no misafidy ? fa angaha tsy misy ilay sady falifaly no miramirana?
31. cheboman ( 09/02/2006 20:36)
ny finoana arakin'ny siansa :
http://atheisme.free.fr/Revue_presse/Science_et_vie_1055.htm
32. Veloo ( 09/02/2006 20:38)
marovezo an3 tsy maintsy iray amin'ireo ihany ka :-D:-D
:twisted::twisted:
33. marozevo ( 10/02/2006 23:50)
Dia bedinao ve aho raha tsy mifidy ? Aleo aloha aho anio tsy hifidy ry veloo ah.... Izaho manko mino an'Andriamanitra ka miezaka ahanana faharetana, fa any andro any volana tsy maintsy handefa ilay sarikely tiako ianao. Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, andriko leitsy ahh.
34. jimna ( 16/02/2006 09:02)
NY MAHATONGA NY OLONA HOE TSY MINO AN'ANDRIAMANITRA DIA SATRIA ,(1)MBOLA MIAINA EO ANATREHAN'NY TONTOLO MISY FIJALIANA ISIKA OLOMBELONA KA KIVY.
35. moi ( 16/02/2006 09:43)
Misy marina mihitsy ny an'i jimna
Ny fihevitra izany Atra izany mihitsy no diso, satria heverina ho tsy voambolana tokony ho hita amin'ny fiainana kristiana ny hoe fijaliana.
Ny mpitory sasany koa moa manao "théologie du succès" (toy ny fanasitranana, fahitana asa, vady na zanaka, vola...) ka mahadiso hevitra ! Nefa ny marina dia hoe hoenjehina ianareo, na ety amin'ny izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana, sy ny hoe midira amin'ny vavahady ety ianareo ...
36. marozevo ( 16/02/2006 23:06)
Araka ny hevitro ny TSY MINO dia angamba tsy dia misy loatra eh... Efa nazavaina tary ambony ny amin'izany. Samy manana karazan-javatra inoany anefa : Andriamanitra tokana; Andriamanitra maro; sampy na vato aman-kazo, vola, harena, fahafinaretana, Totem (biby) sns...

fa ny marina tokoa angamba dia ny tafintohina ( na ny leo) no betsaka...
37. jimna ( 17/02/2006 03:57)
kanefa tokony hahay handinika isika eo @ireo zavatra manodidina antsika,ohatra ;ny lanitra,ny voninkazo miloko tsara tarehy,ny hazo maniry sns....).Mandinika trano isika rehefa mahita io trano isika dia tsy maintsy hievitra fa nisy namorona ireny trano ireny fa tsy hoe tongatonga ho azy @izao fotsn,dia ohatran'izay isika rehefa mijery ireo zavatra manodidina antsika. (mbola hitohy)
38. dadabe ( 17/02/2006 05:56)
tsy arako intsony letie e
39. marozevo ( 18/02/2006 23:41)
Marina be an'i Jimna, fa saingy tsarovy sy tadidio fotsiny fa tsy voatery hitovy raisonnement amintsika daholo akory ny olona.
40. marozevo ( 21/02/2006 01:58)
jimna:

kanefa tokony hahay handinika isika eo @ireo zavatra manodidina antsika,ohatra ;ny lanitra,ny voninkazo miloko tsara tarehy,ny hazo maniry sns....).Mandinika trano isika rehefa mahita io trano isika dia tsy maintsy hievitra fa nisy namorona ireny trano ireny fa tsy hoe tongatonga ho azy @izao fotsn,dia ohatran'izay isika rehefa mijery ireo zavatra manodidina antsika. (mbola hitohy)



Tohizo haingana fa lany manja (manjary fotsy) ilay loha hevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505