finoanoampoana

41. xxx ( 31/01/2006 18:24)
Vahinala:

Raha olona mpivavaka mino an'Andriamanitra dia tsy matahotra an'izany. Za aloha tsy matahotra e.



ilay olona anie tsy manontany hoe matahotra ve ianao sa tsy matahotra fa ny fanotanina mipetraka dia hoe misy sa tsy misy ila y izy.
42. Veloo ( 31/01/2006 21:16)
vahinala a misy marina ny tenin-njy ka...
rurik a tena von'ny ody aky papan-njy a...ndray2 ataon'ny vazaha oe aretina satria izy nihinana paraky:miam::miam:??? asa aloha e
za aloha nahita e...soa ihany fa tsy tonga taty amiko^:^^:^
43. Vahinala ( 31/01/2006 21:52)
Amiko aloha d toa tena misy le olona milalao azy io e, ataoko fa tsy miteniteny foana angamba izay efa voa.
44. diamondra27 ( 01/02/2006 06:21)
vivi:madama tena mpanao azy io ka , ary matahotra azy doly ny pokona @ tanàna. Fa za manko nanontany olona hoe: raha kasihintanana ve io de mety hivadika amiko? De ozy le mpanao lalàna oe: ie! raha mitory anao izy.Fa tsy nadraraha za na lalàna io na tsia fa efa nanaftra azy za t@ voalohany oe: ajanony @zay tt toetra ratsinao ity fa raha tsy 'zany de ahita vhv enao, de novaliany ankanihany za! de namaly koa za hoe: ho hitantsika eo ary 'zany. De tena nitana ny teniko tokoa 'za , ary de izy tsy sahy mifanena amiko sy refa mivoaka de miaraka @ olona foana fa matahotra ny hifanena amiko hono.
Menatra ny manodidina azy izy fa ela ny ela sendra ny nahay azy de 'zay no antony nodiany any ambato. Voilà. Tsy fanaratsiana azy io fa tena misy. Madama paka vadin'olona (manao ody fitia), de za malahelo le vadin'olona ampijaliany de zay no nahatonga ahy ni-revolte taminy
45. vivi ( 01/02/2006 10:56)
ie, io kosa na misy miseho mafy b,anie,d tsy maintsy misy mahery noho izy foana e!, ty koa misy tatara ray taloha zahay nipetraka tany @ province,d papanay niodina t@ zay sipa ray zay fa tena nampalahelo mihintsy mamanay ,d mamanay ndray mivavavka foana fa taty aoriana nisaraka ihany izy sy ilay sipa nefa lazain'olona we mpanao fanafody ilay sipa sady misy tromba,fa tafasaraka ihany ,fa ry zareo aloha niteraka e!, fa misy lefy ihany koa anie reny e!, fa efa ho 15 taona taty aoriana aloha vao tafasaraka e!, zao mikoty andrabaina fa tsy mazaka tsony, rabaina koa efa soara efa tsy @ zany tsony koa angamba !,raha efa lehib aloha za t@zay d nitadiavako ny enjana koa lay sipa , fa tsy nahafantara mpanao grigri moa, fa tena zahay v miaraka mitomany @ drabofy , izy @zany tsy miafina mihitsy fa efa mi(style, toa nandeha taty andafy ilay sipa toa natsipiny vazaha koa, angamba tsy nandaitra ilay fanafody, voatery nody!aza manody ny comme ça!
46. diamondra27 ( 01/02/2006 14:39)
zay mitsy io ry vivi a!

tokony nanao justice kely njy taka ny nataoko hihihi
47. Veloo ( 01/02/2006 19:32)
vivi, diamondra, ity misy obolana: Ny tody tsy misy fa ny atao nomiverina" aza mba manao ratsy an'olona mihitsy ry reto a miverina aminao fona ilay izy na ela na aingana:wink:
48. diamondra27 ( 05/02/2006 10:50)
veloo: tsy azoko? Fa za nga nanao ratsy? Za ary mba napandry filaminana t@ tanàna koa. Ny peuple rehetra nge koditra be an'le madama doly e! de iny zorro fa tonga...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3659