finoanoampoana

21. vivi ( 31/01/2006 14:49)
hay moa ,fa mitady anireny za raha mahita fa toa tena efficace koa !
22. Herimiafina ( 31/01/2006 14:54)
Ataonjy inona kay? Sao de hamelezanjy anah klé. Zah mantsy de mampilaza mialoha fa ataovy misimisy ny daozy fa sao de tsy mandaitsa aty amiko e! hehehe=))
23. vivi ( 31/01/2006 15:03)
tsy reny v ilay misy mihinana ra e? sa hafa ndray io!,aleo aloha atao naturel ny antsika fa sao mba tianao ihany za 1 jour! mampalahelo mihintsy anie rehefa tia e!
24. Herimiafina ( 31/01/2006 15:15)
Ka ianao anie tsy mila ody itsony ry vivi fa zah efa vita matavy aminao mahintsiny e! Manjary maty zah raha asianao ody njay! hehehehehe:-D:-D

Misy koa ilay aloka tandrify ny loha no hitsahina amin'ny tongotra tsy mikiraro de asiana zavatra ilay diantongotra iny avy eo de marary andoha be le olona de maty ny hariva, tssss:twisted:
25. vivi ( 31/01/2006 15:18)
kay , dakoma daholo no manao anio, danz ndray zany!,ary aza mampatahotra ry herimiafina fa tena to
26. vivi ( 31/01/2006 15:19)
za aloha rahalina d efa hadinoko lery fa any @nao ny fisainanan e!, soa ihany misy ny serasera ka!
27. Herimiafina ( 31/01/2006 15:25)
Dia tongava amizay zany aty aminah e! Mianjy zah, hehehehe:-D:*
28. vivi ( 31/01/2006 15:36)
fantako anie fa manambady toi ry hery e!, sady mipetraka any @ pole nord , sa moa amerika !tena teo ilay blem!, fa saika ho any a!, desti v ty sa ahoana e!
29. Herimiafina ( 31/01/2006 15:39)
Zah ve manambady? =))=))
Taiza njay zany tsaho izany no nivoaka? Ianao ary io mbola taraiky any foana koa hanambady aiza kou zah klé, hehehehehe:-D:-D
30. pissoa ( 31/01/2006 15:40)
Mampatahotra be koa izany lohahevitra izany.

Diamondra, Rurik> :roll::roll::roll:
31. Herimiafina ( 31/01/2006 15:43)
Aza minononono foana izany hono e! hehehehehe=))=))
32. vivi ( 31/01/2006 15:47)
hita fa efa tratrako ny taratasinao e!, fa nafeninao haingana t@ ianao nanao mission taty aminay!, manendrika anao tsara kosa aloha l solomaso e! hihihi
33. Herimiafina ( 31/01/2006 15:48)
hehehehe:-D:-D Tena zah ve zany ry vivi, deguisement sy taratasy fopla ngamba izany klé, mission speciale!
Zah tsy manao solomaso fa lentille de contact no fanaovako, hehehehehe=))=))
34. vivi ( 31/01/2006 15:52)
hihihi, heveriko fa fan any tom cruise ianao ko, hotrany izy t@ mission impossible iny!, eny e ,diso kely za fa inona ny lokony lentille-nao? , aza atao marrona na vert fa lasa loka ndray!
35. Herimiafina ( 31/01/2006 15:55)
Ny lentille de contact hanaovako ve? Nacré akia mba tsy hahitana ny pupille-ko an! Hialana amin,ny detecteur de mensonge e! hehehehehe:-D:-D
I Tom Cruise reveko be kah, de i Nicole Kidman konkou saingy indrisy fa......
36. vivi ( 31/01/2006 15:57)
ary aiza @ zay l lasopy e? soupe chinose e!sy l louks e!,t ho any @ venus za zany !, mikaly vao maketsy!, tena aiaiaia
37. Herimiafina ( 31/01/2006 16:00)
Ataovy ny pro de miaraka makany amin'ny Venus tsika sy njy e! hehehehehe:-D=))
38. vivi ( 31/01/2006 16:11)
aleo ary @ 30 /07 ,halainao andravoangy za , fa aleo eo @ rasalama fa eo misy bus directe!sa ao @ fanantenanan aloa
39. diamondra27 ( 31/01/2006 17:12)
Fa izao kosa anefa an: raha tsy mino enao de tsy mandaitra le izy.

Za efa nifanena t@ olona malaza be oe: mpanao ody avy any ambato le kala, de koditra be doly ny pokona, de nisy olona fantako ary niaraka taminy , de tsy afaka taminy le bandy.Fa nomeko ny sahaza azy izy de fay, tsy sahy intsony fa matahotra ahy sady tsy sahy mandeha mivoaka irery intsony fa miaraka aman'olona foana izy refa mivoaka.De gaga doly ny olona nanao tamiko oe: fa inona no nataonjy an'le madama?...

FAY de lasa nody any @ taniny
40. vivi ( 31/01/2006 18:12)
aoka re ry diamondra a!, danz ndray zany an! niaraka t@ menakosy v ndry sa tongolo gasy , fa mety l sipa akoa anie tsy manao anizany fa ny olona no mpanaratsy koa eee; fa ny tsy azoko aloha we toa matahotra ranomasina hono izy reny e?;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1666