VOALAVO
1. diamondra27
(
30/01/2006 08:32)
tsy izaho no namorona ity an!
ny ramanavy hony de anjely eo imason'ny voalavo...
Indray mande hono de lasa eritreritra ity zanaboalavo iray nanontany andreniny nanao hoe: hono hoa ry neny fa maninona no manana elatra ireny voalavo manidina ireny?
De namaly le reniny nanao hoe: ireny anaka no atao hoe: ANJELY (anjelin'ny voalavo= ramanavy)

novalian'i Veloo ny 01/02/2006 20:18
5. vale
(
30/01/2006 12:35)
hihihih fa tsy otsan'ny devolikely ve akia ireny ramanavy reny à :-D:-D:-D fa mba mampime ko alony izany é!:-D
8. Veloo
(
30/01/2006 16:10)
jentilisa odryy inn no maharatsy an'i Francis turbo? tsy tin'la angaha?
mampime knou :-D:-D
mampime knou :-D:-D
12. ari.malala
(
31/01/2006 04:25)
:-D:-D:-D:-D:-Dnareo efa mandrangitra an'i jentlisa i Franis kombola izy ihany no teneninareo!:-D:-D:-D
18. diamondra27
(
01/02/2006 20:03)
de tsy mampime tsony ve? nefa za tena lokilokin'ny hehy naheno azy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D