Ny vola ny maha-RANGAHY

21. diamondra27 ( 31/01/2006 06:29)
azafady tsy ny vola fa ny fitiavambola no fototry ny ratsy rehetra... I TIM 6:10,
22. pissoa ( 31/01/2006 06:37)
mandrindra> ^:^^:^:-*
23. fijo ( 31/01/2006 22:39)
za koa dia momba an'i patrick,fa raha samy hanary ny efa taloha ve tsy aleo manry ny baiboly izay efa sady lany andro no resabe fotsiny.
24. diamondra27 ( 01/02/2006 05:43)
fijo::wink:
25. Fiffi ( 01/02/2006 06:34)
hoy diamondra: "ny vola no fototry ny ratsy rehetra"
:roll::roll:
26. diamondra27 ( 01/02/2006 07:21)
fiffi: tsy mazava angah

zao ary e! fototry ny ratsy io raha tsy mahay mampisa azy. Exemples: lasa jaloux, tia tena, mamono olona ary ny sasany noho ny fitiavany diso tafaotra loatra.
Le dealer sy mafia 'reny 'zao de na de be vola aza de tsy ampy foana fa mitady ary mitady hatrany.
Refa tonga ny fifidianana de ao 'reo gasy madinika azo vidiana @ vola mba tsy tsy ho lany le adversaire-ny etc
27. fijo ( 01/02/2006 20:12)
momondra an,an an za mila vola hireveko ko.hoay,ny masikita ny sipa ,ny bek's mila vola aby.
28. patrick2002 ( 02/02/2006 04:18)
Hatraiza aza ny fetrany ny vola eh ,izany anie no atao hoe ,mba tiavo ihany izahay lehilahy na tsy misy sosy aza eh!:-P:-P
29. diamondra27 ( 02/02/2006 11:30)
ka le vola nge oa tsy ratsy fa ny fampiasana azy no misy tsy mety e!

fijo: ra zay indray de d'acoord mitsy a, ary mety ho avy mihitsy aza na de natsoina

patrick:tsy misy fetra io fa enao no mametra azy.
za alou tia anao foana na de tsy misy sosy ary e!:-*:-*:-*(l)(l)(l)
30. Vahinala ( 02/02/2006 11:54)
Andeha koa za mba hiteny hoe "ny vola no maha ramatoa":-w:-w:-w
31. fijo ( 02/02/2006 21:06)
nahinala ,diso ndry."ny vody "no maha ramatoa.
32. patrick2002 ( 03/02/2006 02:45)
ra-fijo:-D:-D:-D tsy ny vody leitsyfa ,ny vehivavy no ravaky ny lalana,rehefa mandeha ary mipetraka ravaky ny tokatrano ah! tsy haiko na lany andro koa izay fitenenana izay
fa mahatsiaro ny hirany mamy gotso izaho manao hoe @ izao misy fomma hafa
@ izao lasa modely
bandy kely manambady makorely
efa ny vola koa leitsy ny maha ramatoa @ izao ah! =))=))=))
33. fijo ( 03/02/2006 04:15)
an an ,io V io letsy no tena maha izy azy an.raha tsy misy an'io ireo,dia vita mahia eo
34. mandrindra ( 03/02/2006 15:43)
io zany ialy 3V : vola, vody, voninahitra; tsy azo sarahina ireo
35. fijo ( 03/02/2006 21:40)
izay indrindra.
36. diamondra27 ( 04/02/2006 09:01)
ary ny vava ngah adino, raha tsy mahay miteny ange de mety tsy mahapezy e!:wink:
37. fasaly ( 04/02/2006 11:24)
diamondra27:

ka le vola nge oa tsy ratsy fa ny fampiasana azy no misy tsy mety e!





ié! marina mahintsy zany, tsapako fa indraindray misy ny lehilahy manam-bola de manampatra ny fananay vola izy de milalao vehivavy beuhhhhhhh! manana vehivavy maro zany e:°)
38. fijo ( 07/02/2006 21:59)
ka izy kosa rangahy ko.
39. mandrindra ( 09/02/2006 13:28)
tsara ny be fananana e, na vola izany, na vehivavy
40. fijo ( 11/02/2006 04:59)
na be zavatra koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3216