ndao hifankatia ry gasy namana
41. Ralay
(
03/02/2006 09:03)
Fasaly> Njy no tsy hita ko fa ny zokinjy no niaraka taminay :lol: dia ho hitako eo njay zany @ity raha mbola tsy ho hita njy :lol:
43. fasaly
(
03/02/2006 15:07)
:lol: kou zà nge tara be fona fa manobmoka maraina be foana ny match nefa zà mbola dodo de am folo vo mifoha e! sady ny hoitely natoriana tsy akaiky ny centre sprotif de tara fona, efa mitsinjaka dooly ny mpandresy volley na ny basket vao tonga zà kou:cry:
fa ny bal famaranana zà no loha-laharana teo???miady am securité fa tsy nety nampidiriny alou be:-D
Ao fa mifankahita tsika jiaby e! zà manao satroka tsihy tapelaka an!
fa ny bal famaranana zà no loha-laharana teo???miady am securité fa tsy nety nampidiriny alou be:-D
Ao fa mifankahita tsika jiaby e! zà manao satroka tsihy tapelaka an!
44. tianavola
(
03/02/2006 16:01)
Ka am soratra ngeh mora atao be lay hoe ndao hifankatia doly eh fa :-D am pratike sarotra be eh :-D:-D
45. fasaly
(
03/02/2006 16:56)
ka mianatra mifankatia eto am soratra kalou ka! de rehefa mifankatia tsara eto am soratr de mi pratik miadana eny fa tafavoaka foana io:°)
46. Ralay
(
03/02/2006 19:06)
Fasaly> Zah njay tsy mandeha bal tsony fa tsy mamely fa aleoko miaraka mirevy @ namana manao bal tavoangy sy boum-mboalavo any @ hotely :lol:
47. fasaly
(
03/02/2006 19:17)
hihihihi! ahoana ndray zany boum mboazlavo zany e!
toa manja be zany kou de aiza ao am hotely zany
ié tsa mamely kalou lay bal famaranana e! ny vola fotsiny no lany teo! no tsy mahazo mitàna tavoahangy fa vera plastika de ny beks thb sotroina mafàna fa tsy mangatsika akroy ve rangah tsssss....
toa manja be zany kou de aiza ao am hotely zany
ié tsa mamely kalou lay bal famaranana e! ny vola fotsiny no lany teo! no tsy mahazo mitàna tavoahangy fa vera plastika de ny beks thb sotroina mafàna fa tsy mangatsika akroy ve rangah tsssss....
48. Ralay
(
03/02/2006 19:56)
fasaly>Amboarintsika ny pro fa aza matahotra e. Anontanio anie i frnagine-njy fa nilay ny revinay farany teo e.
49. zandrikely
(
03/02/2006 20:17)
masaka e , zay moa tsy mba afaka fa miasa fa dia mazotoa e , tsy hoe manao clan akory fa zay anie ilay hoe zay mety ho namana dia rasina antandroa avokoa e
50. vale
(
04/02/2006 10:16)
...ka izay indrindra manko, efa vitsy ve isika malagasy aty an-tanindrazana aty dia mbola misy miteny ihany hoe menatsa zay fa raha tsy ao le namanay? asa aloha e, ny ahy aloha dia na dia saron-kenatsa aza zaho rehefa mba mahita ny mpiray tanindrazana amiko za toa hadinoko ihany izany :°):°):°):°)
52. zandrikely
(
04/02/2006 17:20)
vale : ka zay le izy e , izy tsy mamaly anie no menatra avy eo e , soa ihany aloha fa tsy misy vola mivoka rehefa manao manao ahoana fa ra tsy zay angamba efa debiteur be ny tenanay