ndao hifankatia ry gasy namana

21. Veloo ( 30/01/2006 18:00)
tsy mbola fantatro ka...:°)
22. pissoa ( 31/01/2006 06:27)
Hihihi - miainga ato indray ilay resaka Paris :-w

:-*:-*
23. zandrikely ( 31/01/2006 11:12)
pissoa ;tsy resaka paris irery io fa na aiza na aiza , raha samy mifankatia daholo anie isika reehetra dia ho menatra sy hiavaka eo fona ny tena tsy mamely e , ka zay no antony io lohahevitra io , misaotra anareo aloha fa masaka ny namana e , gasy ka manja an ,
24. pissoa ( 31/01/2006 11:53)
Zandrikely ah, tsy ilay lohahevitra no noteneniko kah, fa ilay voalaza etsy ambony momba ny ao Paris. Azafady fa hadinoko ny ni-quote an'ilay resaka :-*

:-*:-*:-*
25. sipagasy ( 31/01/2006 18:23)
Ny RNS moa izany @ ity dia hatao any VIchy ihany tahakan'ny t@ herintaona,@ paka ny 15/16/-4/2006 izany, ka ny tiako ary efa nataon'ny efa nifankahita tany dia tao @ MC DO no nihaona izahay e! ny t@ herintaona moa tsy afaka nankany ny sabotsy fa iny izy nipoiran-doza iny e!ka ny faniriako dia ny hamerina indray ilay tao @ MC DO t@ 2 taona lasa e!, ho an'izay tsy mbola nahita dia jereo ato @ tahirintsarintsika ny sary t@ izany fihaonana izany.


Fasaly, andray kosa e!!!! izaho tsy mba nijanona izany fa dia nandendeha eran'ny stade mihintsy niaraka t@ kitapoko transparent, maro tokoa ny nahita sy nisiosio hoe iny ilay "sipagasin'ny serasera" fa ny nanantona ahy kosa dia Underlined textny namana milay ihany Underlined textary nahafinaritra ny fifankahitanay na dia minitra vitsy fotsiny aza izany ho an'ny sasany, tsy kivy @ izany anefa aho fa vonona foana isan-taona hihaona @ namana ato e! na avy any belzika izy na allemagne na soisa koa, ny soirée aloha tsy mpandeha @ ireny aho e! hihih efa tsy mahatanty rhytme lool.Fa io sabotsy @18-19H io ny fotoana ao @ MC DO , izaho koa moa dia matetika ny hitanareo ao @ efitra fidirana io e! ilay misy hosodoko sy fivarotana maro io.

Manantena antsika ho tonga maro e!!!!
26. Veloo ( 31/01/2006 20:42)
ralay a io ary efa misy rendez-vous mihitsy zany io.. ka tongava doly eeeeeee:wink:
27. fasaly ( 31/01/2006 21:06)
sipagasy: zà aky tamzany RNS 2005 zany vao niditra 1 mois tato am sersera a! ka normaly be tsika tsy nifankahalala fa mba je rigole e! hihihi
fa raha mande zà amin'ity de mifampilaza zany fa hafa ihany ny mandeha rodobe e! no mba manao connaissance kely sa ahoana, mba ovàna realy ny virtoaly! mba atao milay toa ny namana any dago ny antsika aty antanin'olona aty sa ahoana an!
andao aza hifakantia kalou e!:-*
28. fasaly ( 31/01/2006 21:07)
fa veloo ity aiza e! fangah tsy any usa indriko no ho avy aty vichy:wink::idea::?::-D
29. diamondra27 ( 01/02/2006 05:58)
asio listes miseho aloha ze ho tonga fa raha tsy any kosa ve le namanay de ahoana ? menamenatsa be za le miresaka @ olona tsy fantako:wink:
30. booboo ( 01/02/2006 08:30)
zandrikely > hifantia aôna koa zany ? hifampiteny ve oe tiako enao ? hihihihihihi
31. sipagasy ( 01/02/2006 08:53)
diamondra27:

asio listes miseho aloha ze ho tonga fa raha tsy any kosa ve le namanay de ahoana ? menamenatsa be za le miresaka @ olona tsy fantako:wink:



mmhhhh fa isika rehetra ato anie efa mpinamana e! ka ahoana injay ary izany?? hihihiizaho aloha tsy menatss e! hihihi fa dia ho hitanareo fona aho eny rehetra eny @ io RNS io miaraka @ kitapoko transparent ahitana ny soratra hoe SERASERA.ORG, ouuups hihi saika adinoko ny ny kasketiko ho an'izay efa mahay ahy loool, io tsy omeko kannnn
32. Veloo ( 01/02/2006 18:26)
Fasaly a aty usa za ka odryyyyyyy fa angaha za tsy mahazo manao vacances kely?:oops::oops:
33. zandrikely ( 01/02/2006 18:55)
booboo : ra zay moa no mahatsara zavtra , inona ny olana ,fa ny tiko ambara @ ilay izy anie dia fifankatiavana e samy gasy e , hafga ihany anie isika gasy e , mihomehy fona fa io no mampiavaka antsika @ hafa
34. fasaly ( 01/02/2006 19:10)
veloo! juste our 2 jours ve???? tena mazoto aroky ka! zà aza mba eto akaiky eto ihany misalasala, fa lavitsa lotsa ahy lay vichy, midoladola be ve namaa ray anjo maninjitra mandeha train fonafona:wink:
35. fasaly ( 01/02/2006 19:11)
zandrikely: hummmmmmm! zay mintsy wa! sady lay mihomehy io hono mahasalama, mahafaka ny stress sns;...
36. vale ( 01/02/2006 21:31)
sipagasy:

Ny RNS moa izany @ ity dia hatao any VIchy ihany tahakan'ny t@ herintaona,@ paka ny 15/16/-4/2006 izany, ka ny tiako ary efa nataon'ny efa nifankahita tany dia tao @ MC DO no nihaona izahay e! ny t@ herintaona moa tsy afaka nankany ny sabotsy fa iny izy nipoiran-doza iny e!ka ny faniriako dia ny hamerina indray ilay tao @ MC DO t@ 2 taona lasa e!, ho an'izay tsy mbola nahita dia jereo ato @ tahirintsarintsika ny sary t@ izany fihaonana izany.


Fasaly, andray kosa e!!!! izaho tsy mba nijanona izany fa dia nandendeha eran'ny stade mihintsy niaraka t@ kitapoko transparent, maro tokoa ny nahita sy nisiosio hoe iny ilay "sipagasin'ny serasera" fa ny nanantona ahy kosa dia Underlined textny namana milay ihany Underlined textary nahafinaritra ny fifankahitanay na dia minitra vitsy fotsiny aza izany ho an'ny sasany, tsy kivy @ izany anefa aho fa vonona foana isan-taona hihaona @ namana ato e! na avy any belzika izy na allemagne na soisa koa, ny soirée aloha tsy mpandeha @ ireny aho e! hihih efa tsy mahatanty rhytme lool.Fa io sabotsy @18-19H io ny fotoana ao @ MC DO , izaho koa moa dia matetika ny hitanareo ao @ efitra fidirana io e! ilay misy hosodoko sy fivarotana maro io.

Manantena antsika ho tonga maro e!!!!
:-*:-*:-* misaotra betsaka akia sipagasy nanome ny andinindininy fa dia hiezaka tokoa ho tonga é!:-*


37. vale ( 01/02/2006 21:36)
diamondra27:

asio listes miseho aloha ze ho tonga fa raha tsy any kosa ve le namanay de ahoana ? menamenatsa be za le miresaka @ olona tsy fantako:wink:
diamondra: aza manao "clan"izany fa rehefa mpiserasera dia tokony hifampiresaka daoly , eny fa na dia misy aza ny tsy fitovian-kevitra eto @ forum indray2 izay koa moa no maha forum azy é, ny hevitra no ampiadivana fa tsy ny olona velively akory :{:{:{


38. Ralay ( 02/02/2006 06:29)
Miala tsiny @i veloo raha izao vao mamaly azy ary misaotra an'i sipagasy koa namaly. Izaho dia efa 15ans tsy tapaka tonga manao rns ry veloo satria sady milalao no mikarakara koa ka dia miandry anjy zany izahay e.:lol:
39. fasaly ( 02/02/2006 12:15)
koun tsy hitako njy ry ralay tam herintaona???????
sa tamin'iny ndry lay mody fanina be ahy:lol:
40. Veloo ( 02/02/2006 19:17)
ralay a ie mbola ho jerena eo ka..
fasaly aiza kosa aky dia 2 jours fotsiny aho no any frantsa hihihihi ko tsy lasa lafo be ny frais hahahah
mety andalo any aho fa tsy sur eeee.mbola ho jerena zany ry Ralay an hihihihih:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9717