mbalazao tokoa re

21. akamatiana ( 30/01/2006 07:39)
lapino :lol::-D
22. vale ( 30/01/2006 08:31)
xxx: tena tsy mora aloha ny hanadino olona iray tsy foina izany é, ny possible anga dia ny manamaivana ilay fitadidiana? 8)
23. lapino ( 30/01/2006 08:52)
akamatiana :lol::-D:lol::-D
24. hanta77 ( 30/01/2006 14:35)
[quote=lapino]
Raha izany tokoa moa! mety ny anao saingy indrisy mantsy
25. lapino ( 30/01/2006 15:26)
Izao àry e:

Aza malahelo noho ny fitiavana tsy azonao taminy, fa ny fitiavana tsy afaka natolotrao azy no alahelovy.

Ary raha manam-pitiavana afaka atolotra ianao, dia izao zavatra izao hampitony ny hirifirinao: izarao fitiavana ny malahelo, vangio ny marary, ampaherezo ny migadra, sns ... Ilazao izy ireny fa misy ny fitiavana, ary ny fitiavana mampihetsika anao ka mampahory anao aza dia mbola kely noho ilay tena Fitiavana.

Andramo ange, fa ho hitanao eo, na tsy kristiana aza ianao, mandaitra io!!
26. Vahinala ( 30/01/2006 15:28)
lapino > =D=D=D=D
27. Veloo ( 30/01/2006 23:24)
tsy mora2 ry reto a, olombelona ihany ny tena kle:wink:
28. zandrikely ( 31/01/2006 11:26)
marina zany veloo , fa ny kaly ihany aloha atao betsaka fa sao mahia eo ka vao maika alahelo eo , forceo na dia mitohana aza ny vavony e , mazotoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5071