Rehefa tonga fotoana

41. ari.malala ( 02/02/2006 12:16)
Vahinala, ie, mba miadana ky fa saingy miadandratsy toy nyboka hoy ny fiteny a hihihi, misaotra @ firariantsoa aky a d mirary izay ts manana erhetra mba hanana ihany koa e! :)
42. Vahinala ( 02/02/2006 16:11)
ari.malala > Messi e !:-*:-*:-*
43. Veloo ( 02/02/2006 20:37)
:-D
44. Popety ( 07/02/2006 11:26)
Ny torohevitra ato toa ho an'ny olona efa nanao firaisana daholo nefa izaho mbola tsy manambady akory. Ilay manao sport angamba izany no arahako. Fa ny fahalalàko an'io r'ireto t@izahay mbola nanao science dia ny fiendahan'ilay dentelle endometrale no mahatonga ilay marary satria tsy nisy zaza niforona dia miezaka mafy ilay tranon-jaza manala ilay hoditra manify dia iny no marary be mihintsy. Fa raha mbola azo iafiana ihany aloha dia aleo tsy mihinam-panafody izany mihitsy e. Sady tsy ampahafirin'ny mihetsi-jaza koa angamba izany.hi.hi.hi:lol:
45. fijo ( 08/02/2006 04:37)
ka raha atahorana hiendaka ve iny ,tsy aleo asiana zaza,sa.......
46. bozimanga ( 14/02/2006 10:38)
fa nga i popety efa avy nihetsijaza?
47. bozimanga ( 14/02/2006 10:41)
manao fanatanjahantena andavanandro akia de tsy mipetra-potsiny refa tonga fotoana fa mba manao exercice kely
48. Aino ( 31/05/2006 09:21)
aminko indray anefa de tahaka ny isan'andro ihany tsy maninona izany, tsy indraindray ihany anga hoe vao somary marary kely ny kibo!!!
49. FABIOJAX ( 06/06/2006 21:50)
fivalanana angamba no mahazo an'i Dadabe rehefa tonga ny fotônany fa tsy izany kosa e!e!:^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3223