Rehefa tonga fotoana

21. diamondra27 ( 27/01/2006 17:31)
hummmmmmmm aretimbevavy an!
raha marary ny kibonao refa tonga fotoana de satria le rà zany mbola mivaingana de mitady lalana itsoahanan \'izy de midaroka anao ny ataony ,ka refa lasa ranony iny de zay vao mba maivamaivana le douleur.Fa izao no atao an!tsy haiko aloha na inona le fanafody nampiasainao fa misy fanafody any @ pharmacie contre douleur et règle de iny ohanina.Alohany hihinana fanafody de tsara ny mahafantatra hoe: bevohoka ve,allergique ve za sa tsia, ohatra oe allergique aspirine, de ze antidouleur misy asprine zany de tsy hanina an.
Ohatra fanafody:
ADVIL 200mg:tandremo sao misy asthme fa tsy mety sy tsy matanty aspirine
DAFALGAN 500
PARACETAMOL...
22. Veloo ( 27/01/2006 17:54)
diamondra ie marina io.. saika ho lazaiko mihitsy fa njy no tonga aloha. ary marina mihitsy ny misotro rano satria io no mampande ny ra tsisy vaingana.. ny mahatsara ny circulation sy manala ny toxine rehetra. Matoa ko izika marary be otran'ireny dia tsy ampy fer sy calcium efa nolazainy sasany etsy ambony etsy ...ireo tena important be mihtsy @ vehivavy ka mitadiava ry reto izay sakafo misy FER sy CALCIUM (epinard etc... sy brocolli )
23. Vahinala ( 27/01/2006 18:23)
Anandrano koa no tena tsara indrindra raha mahita, be fer.
24. xxx ( 27/01/2006 18:34)
dadabe> :evil::evil::-*
Ny hafa rehetra> :-*:-*:-*
25. fijo ( 27/01/2006 22:05)
hevitra kivalavala ity nefa mahomby.rehefa manomboka heno iny fa ho tonga le fotoana,dia manaova.fa mihena io marary io.
26. Vahinala ( 27/01/2006 22:34)
fijo > Efa hoe tsy mampiteraka izany indrindra fa raha olona hoe efa tena vadinao ilay manao aminao io ka mieritreritra ny hiteraka ianareo. Tsy mamorona aho fa za aza tsy nahalala taloha fa nahita izay fandaharana zay za d tsy sahy intsony.
27. Veloo ( 29/01/2006 01:21)
o ry reto a ndray2 ko mila mijery dokotera mety misy fibromes ko an...
28. Vahinala ( 29/01/2006 15:05)
Zay koa possible fa arakaraka ilay toebatana mantsy fa tsara foana ny manotany hevitry ny dokotera koa aloha vao mihinankinana anti douleur zany.
29. Veloo ( 30/01/2006 00:59)
dia zavatra afa ko ry reto a aza mba manao zany rehefa tonga ny fotoana fa FADY:wink:
30. mamzelkely ( 30/01/2006 06:28)
ie makarary io sady maloto anie iny rà mivôka iny ee
31. Vahinala ( 30/01/2006 15:35)
Ny antony mahatonga ilay hoe tsy tokony manao rehefa en règle d raha ny fihatraikany am vavy aloha : mijanona tsy fidiny ilay ra rehefa vita ny atao, zay anefa tsy mety satria ra maloto tokony hivoaka iny nefa tavela any d makarary.
Amin'ny lahy indray dia rehefa tonga fotoana hono ny vhv dia misy céllule (izay moa zany ny filaza azy sa ahona tsy haiko tsara ) fiarovana mivoka avy any anaty any dia vonoin'iny ilay spermatozoîde, ka ratsy izay satria rehefa amin'ny fotoana normal no manao firaisana d lasa manohy mamono ilay sperme foana izy dia eo no mahatonga ilay tsy fiterahana. Tsy haritro mintsy fa naleoko nazavaina na dia mety tsy tena tafavoakako tsara aza, hitako tam doc izy io mantsy d zay no conclusion nandraisako azy.
32. vivi ( 30/01/2006 16:15)
@ kristianina koa aloha fady fa maloto e!, ny vhv kristianina aloha d tsy tokony hanao rehefa tonga fotoana e!
33. Veloo ( 30/01/2006 17:57)
34. Vahinala ( 31/01/2006 08:21)
Zay koa marina mintsy, fa azavaina ihany aloha mba ahazoan'ny sasany azy satria misy fiatraikany betsaka am fahasalamana le izy.
35. xxx ( 31/01/2006 16:56)
misaotra tamin ny fanazavana e!=D=D=D
36. Veloo ( 31/01/2006 22:08)
:°)
37. fijo ( 01/02/2006 20:53)
vahinala an,aizaindray fa tssssss
38. Vahinala ( 01/02/2006 21:26)
fijo > Rehefa tsy matoky enao d ataovy d ho hitanao koa, za aloha tsy sahy mihitsy hatram nahitako izay emission zay, ny dokotera kosa ve no milaza hoe tsy mety ko inn ndray aza !

xxx > Tsy fisaorana e !
39. ari.malala ( 02/02/2006 11:44)
Dia misaotra anareo rehetra re ray olona t@ fanazavana fa nahaliana, ts za alo le nanao xxx, fa za ko manko mparary kibo b stisy toy izany refa tonga fotoana (t@ mbola tonga fotoana mo zany hihihi) d ny nataoko d mihinana diclofenac na ibuprofene d mb tonitony kely fa raha vao lany ny herin'ny fanafody d miverina marary ndray aho... Misy tadidiana refa miverina tonga fotoana ndray e :°) fa d misaotra betsaka :-*
40. Vahinala ( 02/02/2006 11:53)
ari.malala > Miadana kely njy zao mba tsisy règle ndray aloha mandrapaha e ! Tongavasoa ny vahiny aky an.:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.096