Frantsay
1. mandrindra
(
26/01/2006 09:56)
Fa maninona ny frantsay no be maty andrano foana?
Satria ry zareo tsy mitsahatra ny mitabataba sy mimenomenona ka na dia efa manao ankiletika aza dia tsy mbola misokatra foana ny vavany.

novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:58
5. pissoa
(
26/01/2006 11:31)
=))=))=))=))=))=))
mandrindra> izay indray vao nitondra hatsikana an :-*

7. rurik
(
26/01/2006 14:37)
Mandrindra an ohatran'ireo ataon'ireo ambony ireo ve .
akombony ry reto ny vava an sao ......8O8O8O8Oamizao na ny maso aza tsy idiran'ny rano :(:(te hiomehy aho fa aleoko akombona fona ny vava ka lol

9. Herimiafina
(
26/01/2006 16:29)
Ka ny frantsay efa any anaty rano koa mbola mifoaka maoly foana knou, hehehehehe:-D:-D=))=))
18. pissoa
(
07/02/2006 09:31)
dadabe> =))=))=))
Veloo> Ary toa notapahin-droky ilay chaine natombok'i ledada kle :twisted: