Marina izany kah, misy ary miara-mirevy izao ny alina de miara-mody de noho ny martaina vao mihiratra ny mason'ilay bandy dia polisy no hitany satria nitory tampoka ra-sipa hoe ni-profity ny état de faiblesse-ny hono le bandy fa mamo izy tamin'ny niara-natory taminy, hehehehehehe=))=))