mbola ravalo ihany no holany.

41. Ragadona ( 10/02/2006 07:03)
ho lany inona ?
42. fijo ( 10/02/2006 20:11)
mbola ho filoham pirenena e.he hehe
43. Ragadona ( 10/02/2006 22:53)
Toa mampisalasala ihany alo raha ohatra ka ho madio filalao ny Tim . . .
44. xxx ( 11/02/2006 01:31)
Tsy misy tena madio kilalao izany rangahy ity n'aiza n'aiza a! jereo ny aty amintsika aty Zamerika ohatra.
45. fijo ( 11/02/2006 04:37)
ieee,nareo aloha dia tena nanome ohatra ratsy tamin'ilay bush kely ty e.io tena arema ngamba.
46. bichette ( 15/02/2006 09:50)
zany rehetra izany eo ihany fa izao , mivavaha hoy aho dia ho sitrana ny taninao.

47. xxx ( 15/02/2006 19:35)
Ka raha vavaka tsy arahan'asa dia ahoana?
48. fijo ( 15/02/2006 21:07)
bichette an, mbola handany andro hivavaka ve,sa hiasa
49. xxx ( 18/02/2006 17:59)
Ie, mbola lany izy @ity !
I Herizo toa manome tsiny vahoaka ts'inona, lazain 'ilery fa coup d'etat no nataon-dR8, izany hoe ny vahoaka
50. Ragadona ( 19/02/2006 09:23)
Tsy manome tsiny ny vahoaka izy fa manome ny fomba fijeriny araka ny lalàna izay ifaharan ny rehetra na ny mpitondra na ny mpanohitra (Etat de droit daholo no dradradradraina refa metimety amin ny tena ny sombin dalàna iray) ary araka ny lalàna mitombina ny fomba fijeriny saingy mety hoe manohintohina zavatra na olona maro, satria na izay fitsarana olona naorina tamin ny hoe usurpation de fonction tao anelanelan ny 22 fev sy 6 mai dia hikorontana daholo. Ny repère mihitsy no voadona
51. xxx ( 19/02/2006 15:35)
Circonstance exceptionnelle ireny, fa tsy miady intsony ny làlàm-panorenana, ny legitimité sisa no miondra ny baolina t@ ireny.
Raha tsy natao ireny autoproclamation ireny dia mbola teo Ratsiraka hatramin'izao isika miteny izao
52. xxx ( 19/02/2006 15:42)
Niaraha nahita ireny ka tsy hitako izay azo atao fa izay izany. I Herizo koa nge olon'i Deba ihany e! Izy ve tsy hanohana ny azy. Saingy lany fika ilery, de toute façon eny @ parlement ihany no sehatra hiadin-kevitra fa tsy aty ivelany akory .ary rehafa minoritaire dia minoritaire, izany koa ny democratie. andraso leitsy ny fifidianana a! Izay sahy manarahy! Ndao!
53. hps ( 19/02/2006 17:57)
Raha tsy jamba eny ampanidinana dia ok,sy milay be mihitsy eh!!!=D=D
54. fijo ( 23/02/2006 22:28)
izay tokoa e,tokony jerena ny fotoana sy ny zava nisy tamin'ireny,vao milaza zavatra.
amin'ny zavatra toa ireny,dia tsy misy lalana mahafehy azy intsony.ka izay "lanimbahoaka" sisa no atao.manaraka ny aradalana avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733