mbola ravalo ihany no holany.

21. cutie ( 26/01/2006 17:47)
veloo, za koa vo saika hanontany an'io :oops:
22. xxx ( 26/01/2006 23:56)
tena hoazon'i Herizo @izay ity indray mitoraka ity raha tsy hisy ny sampona
23. Solitikabe ( 27/01/2006 04:34)
Dia lasa hovaina ny sarin'i Herizo indray izany ny sary amin'ny Tsorabitsika sy ny Socobis
Ahahahahaha
24. jentilisa ( 27/01/2006 07:24)
Mila mitolona ianareo angamba vao hahazo izany mifidy avy any ivelany izany!
ny fifdianana aloha dia hoe amin'ny 2007 fotsiny no fantatra! ankoatra izay baraingo!
25. mandrindra ( 27/01/2006 08:46)
tsy voatery ho amin'ny 2007 ka, mety ho amin'ny faran'ny 2006 koa.
26. mandrindra ( 27/01/2006 08:47)
dia mety tsy hisy koa io noho ny fisavorovoroana ketrihin'ny isankarazany.
27. jentilisa ( 27/01/2006 13:06)
Tsy afaka ny hanemotra na handroso ny daty ny fanjakana raha tsy te-ho tapaka vola raisina avy any ivelany!
28. mandrindra ( 27/01/2006 13:51)
io resaka daty io mety hahatonga ny fanjakana handray fanampahankevitra tsy ampoizina amin'ny hoe rahoviana ny fifidianana. Satria na ankehitriny aza dia tsy hita izay mazava hoe nanomboka tamin'ny daty oviana io fitondrana io, noho izany mba tsy ahafahan'ny mapifaninana mitabataba an'izay dia mety ho aroson'i lery tampoka io, mety ohatra hoe asiany crise institutionnelle dia tsy maintsy midoboka ny antenimiera na zavatra maro samihafa.
mety hihembotra koa ny daty fifidianana satria ho lazaina fa mandalo fotoana korontana ny firenena noho ny hetsiky ny mpanohitra.
izaho aloha ny fijeriko azy dia tsy ny daty izay tokony ho arahina araka ny voalaza aoa min'ny lalampanorenana no hanaovana ny fifidianana.
29. Veloo ( 27/01/2006 17:33)
:twisted::!::twisted:
30. Veloo ( 27/01/2006 17:34)
cutie a jereo anie izy rehetra e?:roll::roll:
31. fijo ( 27/01/2006 20:44)
veloo efa nisy namaly io ambony io fa jereo.jentilisa.
za koa mino,fa metyharosony io fifidianana io.sady izao ny mpanohitra ao anatin'ny korontana tanteraka fa tsy tonga ny volany."madagascar tribune androany"
32. Herimiafina ( 27/01/2006 21:18)
Tena tsy haiko klou na ho Ravalo na tsy ho izy fa zah tsy mahay maminany knou, kanefa mety ho marina ihany izany raha be dia be indray ny hifaninana aminy eo, na ny dinôzoro no hiverina, hehehe:-D:-D

Sady na i Ravalo na tsy i Ravalo de tsy de misy dikany firy fa efa ny amerikana sy ny europeana fona no nitantana ny tany hatr'izay e!
33. fijo ( 28/01/2006 04:07)
ny amerikanina izao ka hi hi hi,sady efa anomboka hita soritra ny petrol!!!!!!!!
34. Herimiafina ( 28/01/2006 05:01)
Jereo ty efa hanaovan-dry zareo ny lasantsitsika e! de somary hitaro amin'ny lafiny rehetra anie e! gravy! hehehehe:evil::evil:
35. Veloo ( 29/01/2006 01:07)
8Otsy ahazo isambato firy akory ireo mpanohitra ireo,ary dia hitaraina indray fa nisy ny halabato.
36. Stone ( 29/01/2006 14:33)
mbola ho lany ihany ra8 raha dinihina. ny antony dia satria tsy matotra ny oppositon.
37. fijo ( 31/01/2006 22:01)
izay mihintsy.
38. dnl ( 08/02/2006 21:14)
Tsy ho lany ntsony eo zany ra8 fa aza manonofy e! Ny provinces 5 hafa zao efa leo tanteraka andra8 io, ny an Antananarivo de ny maha zanak ,,, azy sisa no ifikirana aminy, tsy olana io, fa araka ny voalazan ny sasany ery ambony de tsy antananarivo irery akory no hifidy. Ny arema aloha mety tsy ho tafa eo ntsony fa Rolland io zao no ho tohanany fa tsimaintsy hisy moa ny 2 eme tour raha izao tranganjavatra zao no arahina. Ho hitanareo eo ee.:-$
39. Ragadona ( 08/02/2006 23:16)
Mety mampidin kizo ny mpiray tanindrazana aminy ny olona ivelan ny mada ra mifidy satria hafa ny fomba fijery ka mety tsy mifandraika amin ny zava misy any an toerana. Mahazo information be amin ny net fa zany hoe . . .
40. xxx ( 09/02/2006 16:23)
Mbola holany Ra8 ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2533