manala volo!

61. tsotrabe ( 24/05/2006 06:14)
hi hi hi hi milay daholo zany rehetra zany e!
le milelaka surtout...f'angaha azo lelafina io ry reto? mety hatsiro kosa an! sinon mila madio kosa angamba oh...
62. Simpona ( 25/05/2006 07:11)
Vahinala "...tao anaty ny vavany indray ilay volo no naniry... " Volo maniry anatiny 8O8O
Marin le we asaiv alan'ny olona (sipanao na vadinao) fa ao anatin'ny feeling dawol zany e:*:*:* , sady enao ve tsi te ho tsogon'olom-bolo e :lol::lol:
da azony amboarina koa ny coupe am'zay, am 'ze tianareo miitsy, na coupe boullle na vaky tampona, na rasta aza refa zay ny revinareo
Ny ahy tiako ny mijery ny an'sipa misy volo kely somary miakatra iny de rasena fa tsy hetezana, tena manindrotsindrona B lty io ry Hertae ra hetezana a, ndrindra raha somary henjana ny volon'le sipa de ôtrn misy paille de fer miitsy ao ambanin'la :-$:-$
aleo rasena de misy le volo malefadefaka key iny, mlay be ny misafo azy araky ny kôzin'ny amleoui
Fa le dorana lou tsy handramako miitsy e, sô de may eo le fika ko, tapaka ny finanana. Nga io avelany kasihina miitsy ra may eo




63. Simpona ( 25/05/2006 07:24)
sosoafy > Ieu, za alou lhl de za manala e, ( razena zany e (fa tsy ongotana sao de ôtrn akou novolosana sady mety marary zany kle :^):^)

tsotsabe> nga kosa moa nenao avela maloto 8)8) , ny bandy vao nikozy ana ary we ny azy hono atao otrn mihinana huitre, wan miaraka am voasarimakirana :miam::miam::miam: =))=))=))=)) , mbo mety handramk iany zany
Sao de misy manana voasary makirana ôooooo???
64. bellla ( 25/05/2006 16:41)
tongava aty maka e! zah manana bdb.
:D
65. xxx ( 27/05/2006 19:04)
ny ana ry reto reehfa rasena dia lasa vao maika mangidih9idy be an dia avy eo dia mamorona fery kely , nefa ny kofako tsy tia an le misy vola dia ankotra an le rasena kay dia inona no mba ataonareo
tena serieux an mila valiny
hafaka mampiasa an le creme depilatoire reny ve sa tsy mety sa aona
66. tsotrabe ( 29/05/2006 12:47)
za manana orange fa tsy voasarimakirana kay kah! mety ve raha oranzy fa tsy voasary makirana ry reto.tiako raha andraman'ilay kofako izay oranzy zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6859