manala volo!

1. xxx ( 24/01/2006 09:08)
Mba ataovy resaka matotra e!

ahoana kay ny fomba fanalanareo volo(ary ambany io an! aloha sy aoriana)mba hampiala tsara ilay ary aoriana na ato aloha fa indraindray misy tafajanona foana! surtout ilay any aoriana mandrebireby be!
novalian'i tsotrabe ny 29/05/2006 12:47
2. xxx ( 24/01/2006 13:04)
kiiii hosory menaka amalona ee
3. fasaly ( 24/01/2006 14:56)
fangah any aoriana kou r'tony misy volo a!
mba lalina ndray zany, tsy misy afa tsy ny mi raser ihany e! atao malama tsara de henanina tsara tsy haràtra....:wink:
4. xxx ( 24/01/2006 15:56)
kiiii hosory menaka amalona ee

Tsy fanosotra ony ireny menaka amalona ireny. Fa tsy haiko aloha hoe inona no antony e!

fasaly> Izaho koa gaga amin'ilay hoe misy volo ao aoriana :roll::roll:
5. hertix ( 24/01/2006 17:08)
ataovy toy izao rehefa manala azy an :^^. akombony tsara le molotra sao maratra. :oops::-D:-D
6. xxx ( 24/01/2006 17:27)
mba matotra rehefa manome valin teny oa e!ùenaka amalona ve ry xxx tsy manoro voana a!tsy hoe tsy ny mampisy azy no anontaniako fa ny fanasorana tsara lé volo any ambany any satria indraindray misy tafajanona, ohatra hoe misabàka be ve anreo manala azy sa ...?? ao amin ny douche mantsy tsy afaka hisabakàna!
Misaotra
7. fasaly ( 24/01/2006 18:02)
xxx: asio fitaratsa be eo am devant toi de misabaka tsara de ataovy complet ny elements fanongotana azy!
de izay e! miandrasa refa irery ao antsano de am toerana malalaka no manao azy .:wink:
8. Vahinala ( 24/01/2006 18:57)
xxx > Aza manaonao foana amty menaka amalona fa za efa nahita olona zay tany Moramanga a, nanosotra an'io izy tamin'ny vavany mba hoe tsy haniry tsony ny volombava (lhl io), nandeha teny ny fotoana tsy naniry tokoa ary izy ty ka faly ery. Kanjo volana vitsy taty aoriana, tao anaty ny vavany indray ilay volo no naniry (imaginér o zany), nandeha dokotera sns fa tsy nisy azo natao mintsy fa niafarany lasa cancer lay izy, amzao fotoana tsy haiko tsony izay niafarany aloha fa efa taona maromaro lasa mantsy izany.

Nena ndray aloha ra le zavatra any ambany dia tsy mba mi raser zany fa hetezana tsotra fotsiny, tsy maintsy mba asiana volo ihany tavela eo fa misy antony matoa natao nisy volo tao koa ! Hafa mantsy ny helika hoe indraindray ny vhv manao akanjo tsisy tanàna d mba mahamenatra ny misy volo be d esorina ihany fa raha ny ary d héhéhéhéhé tsa mety aho an !
9. Veloo ( 24/01/2006 19:47)
10. fasaly ( 24/01/2006 20:12)
vahinala : ka samy manana ny tiany fa ny ahy alou de ny tiko malama dooly e!:wink:
na ny elika na ny vatana na ny arokatra.
mangdidy be ngeraha vao lava kely fotsiny tsinona e!
sady sao itongavan'ny morpion eo kou
11. Vahinala ( 24/01/2006 21:10)
fasaly : Zay aloha e samy manana ny maha zatra azy marina fa za aloha hatramin'izao tsy mbola nisy morpion zany e, efa zay foana nena dia mety amiko aloha !
12. xxx ( 24/01/2006 21:20)
misaotra an i Fasaly aloha tamin iny an!aokaaloha hividy fitaratsa ngodabe àry zà!

Vahinala:marina io tenenin jy io, tsy mety ny menaka amalona sady efa naheno io toe javatra io koa aho, zay n nolazaiko hoe manoro voana lé namana niteny an io teo ambony
lé hoe misy hanajanonana kely?? raha miaraka amin ni sipa na vady ve tsy hahamenatra lazainy hoe tsy manala volo sa ahoana?
13. Vahinala ( 24/01/2006 21:32)
xxx > Le zavatra ary ambany ve ??? Nan ka za aloha ts menatra zany e, tsy hoe atao fôret dense beu ange e, fa asiana tavela kely ihany fa ilaina ihany iny volo iny miaro amin'ny mikroba sns, za aloha mbola ts nahita olana hatramzao e, ny kofako koa aza moa tsy tia raha vao sola paika be zany io koa !
14. Herytae ( 25/01/2006 09:31)
aleo hiditra @ resabevhv. Ny ahy aloha ôtran'ny an'i Vahinala no tiako izao, somary misy volokely malefadefaka. Raha nozarina t@ hety izy dia malefaka tsara foana! hmmm!
15. xxx ( 25/01/2006 12:43)
vahinala > kay le de mi l e l y miaraka @ volo ve ianareo mitsam le ??

:^)
16. fasaly ( 25/01/2006 16:54)
poika! tapahina amin'ny hety ninja izy no henjana be satria lasa enjana be ny lohambolo. maninjona be!!!
arakaraka ny kalité ny volo arokatra ihany kalou fa ny ahy matsiklo be raha avela lava e!:wink:
sady iny izy malama kely otran'ny votavo tsy mifandraka iny izy no tena hummm be knou!::-P
17. Veloo ( 25/01/2006 17:17)
8O inn ary ty?8O
18. yonikafopl ( 25/01/2006 17:58)
=))=))=))=))=))=))
19. Veloo ( 25/01/2006 19:35)
yoniu laza njy mime fotsiny kle:-D:-D
20. Vahinala ( 25/01/2006 20:29)
Nena leretsy tsy mbo sola paika zany fa ts misy olana mintsy aloha hatramzay e, sady za koa tsy tia sola zany mintsy, rehefa m..... d hummmmmmm foana ko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4437