Andriamanitra, Zanahary, Andriananahary ...
21. marozevo
(
27/01/2006 01:06)
Kay ve eh... raha ny fanaovana tsinotsinona tokoa aloha, any amin'ny fiaraha monina dia tena mampivarahontsana eh... be dia be ny tranga mpiseho, na eto Madagasikara, na any an-dafy.
Inona ary no tokony mba hataontsika hiadiana amin'izany... ampy ve ny sentosento sy ny teny lava ?
Deus Caritas est.

23. dadabe
(
27/01/2006 10:42)
diamondra > marina izany :°)
marozevo> fa ialahy aloha ve damopra e??:^) ( nefa aza valina raha toaa ka tsy mety :-$ )

25. marozevo
(
27/01/2006 23:44)
dadabe:
diamondra > marina izany :°)
marozevo> fa ialahy aloha ve damopra e??:^) ( nefa aza valina raha toaa ka tsy mety :-$ )
Ary ialahy koa angaha Sefrera?
27. marozevo
(
30/01/2006 00:15)
dadabe:
:-$:-$ :-D:-D hay tsika lahy izany samy mopera kle :-D
Aza mba mifananihany moa rangahy ah ! Ze marina lazaina eh..
30. adam
(
05/02/2006 06:51)
raha @ teny hebreo na jerena @ baiboly (seferim) ny anarana hoe Andriamanitra de tsy voafaritra mazava tsara @ teny malagasy ;ELOHIM no voasoratra ao @ baiboly hebreo pluriel io . EL = andriamanitra .vao manomboka mihiysy ny genesisy(beresit) de io no voasoratra ao: Elohim bara et hasamaim ve et haerets...Andriamanitra namboatra ny lanitra sy ny tany ;; raha ny tena izy aloha tsy tokony hadika ara-keviny ireo anarana ireo fa tena miova ny heviny natao mifanaraka @ foto-pisainana malagasy fotsiny angamba mba ho mora ho azontsika ,?? ny anaran'ny Jesosy @ teny hebreo de Ieshoua satria ny alfabeta hebreo de tsy misy "J" tsy de mitombona koa izany le hoe Jehovah satia tsy "j " no misoratra eo fa iota na "i " fa dikan-teny grika na frantsay na anglisy no nangalana ny dikan-teny malagasy . ohatra raha atao hoe monsieur Le pain ny anaranao tsy hovana hoe ramofo rehefa eto madagasikara ianao ;ny hoe kristy de teny grika (christos ) mpamonjy @ teny hebreo io Hamashiah ilay mpamonjy sady misy code sy chiffre daholo ny teny hebreo ka raha vao adika de miova ny valeur :-$
31. marozevo
(
06/02/2006 01:33)
adam:

Ho ahy tsy dia olana izay nandikana ny Anaran'Andriamanitra. samy mahalala an'io lazainao io daholo ny olona, fa tsy any ny olana.
Ohatra : 1 : Andriamanitra - Vao maika mampitombo ny fitiavana Azy ny anarana mazava tsara toy izany, eny fa na dia mbola azo azavaina amin'ny fomba hafa aza ny atao hoe (Andriana -- manitra). Efa nampiasaina koa anie ny hoe Iaveh eh.. fa hafahafa fitsatoka ka tsy dia nateza.. mbola ampiasaina aza moa izany ankehitriny eh, fa saingy mahalana.
Ohatra 2 : Dieu - Dio - Dios - Dei : Tsy dia misy hifandraisany amin'ilay teny Grika ireo, fa samy mandika araka izay kolontsainy sy fiteniny, nefa dia mitondra soa mihitsy ny fampiasana azy.
Ohatra 3 : Ny anarana hoe "Jean". Samy mamorona sy miteny araka ny kolontsainy avy : Giovanni - John - Yan - Yvan - Ngah'Zà sns... Izay valerany any, tsy anjaran'ny kolontsiana izany...
32. jimna
(
21/02/2006 08:35)
Ny ahy manokana dia ny hoe Andriamanitra dia mitovy @ anaram-boninahitra tahaka ny hoe;Filohampirenena,praiminisitra,jeneraly,mpanjaka,
ary ny anarana manokana iantsoana olona,dia hoe ;RAKOTO,RABE,RASOA,ary io Andriamanitra io dia manana anarana manokana tokoa araka ny voalaza ao @ BAIBOLY.(SALAMO 100:3;83:18)
Satria raha ohatra hoe iantso olona isika tsy hanao hoe ;RY LEHILAHY na hoe RY VEHIVAVY,fa tsy maintsy hiantso azy @ anarany manokana hahafantarana azy tsara,dia tahaka izay ny atao hoe Andriamanitra.

33. marozevo
(
23/02/2006 00:04)
Mety marina tokoa io lazain'i Jimna eo ambony akaiky io, saingy ny olona manko misy be dia be dia misy ny hoe jimna, marozevo, dadabe sns... Fa angamba raha tokana ihany ny olona dia OLONA koa no sady natiorany no anarany.
satria tokana ihany Andriamanitra, ka ao aminy dia iray tsy misaraka ny natiora sy ny anarana.
Entre-pà : Ilay anarana hoe "Adama" anie ka tsy nom propre fa nom commun eh...

34. tianarivelo
(
16/12/2012 15:00)
Zanahary:
Andriamanitra: loharanom-pahatsarana rehetra
Andriananahary: antanan-tohatra avo indrindra fototry ny fahaveloman'ny tsirairay
Andriatompo: hery ambony indrindra manana fahefana eo amin'ny olombelona

35. tianarivelo
(
16/12/2012 15:01)

36. Nehemiah
(
17/12/2012 05:33)
Tokony tsy ahagaga ny fahalalan'ny Ntaolo an'Andriamanitra Andriananahary taloha lavitry ny nidiran'ny misionera vazaha taty. Rehefa niparitaka eran'ny tany ny mponin'i Babela, mazava ho azy fa nitondra ny fitadidiany an'Andriamanitra miaraka aminy. Tahak'izay daholo ny firenena mpanompo sampy rehetra raha ny tena marina : na dia ny fanompoan'ny Hindous an'i Brahma @'izao dia tsy mitovy mihitsy @ fanaony t@ andro fahagola, fa hita taratra t@'izany ny fahalalany an'i Zanahary.