vehivavy inona

21. Veloo ( 24/01/2006 02:17)
22. Herytae ( 24/01/2006 09:06)
Io ndray dia tantara miverimberina fôna eto dago! io ny gazaty Ma-Laza androany zao dia misy "ZAZAKELY NARIANA TAO ANATY TATATRA" teny @paraky ankadimbahoaka. Efa simba ny saina e!. Fa zao: ny hoe toriana aloha dia azo toriana tsara, fa saingy tena mitombina ve ny porofo, sao hivadian'ny olona eo vao sahirana? ho fongarina ve ny any @ WC efa firy taona? asa.. amboary ihany ny saina na dia izany aza e..
23. fijo ( 25/01/2006 21:55)
alohan'ny hitoriana aloha dia fantatro hoe hoviana no nitrannga le resaka.misy resaka "prescription"mantsy io.raha efa nihoatra ny 10 taona,dia sasao ny loha fa efa tsy azo atao ninoninona intsony izy.
raha toa,kosa ka mbola latsaky ny 10 taona,dia hadiadio tsara aloha,ny fotoana,ny toerana,ary ny olona nanatrika rehetra.ka rehefa tena azo antoka fa mitombona ireo,dia azo toriana amin'izay ry zareo.
eto nefa dia miditra ny dipri"droit international prive"satria,raha gasy ilay olona nanao azy,nefa aty frantsa izy izao no mipetraka,dia fitsarana aiza no hafaka handray le fitoriana?ary lalana inona no ampiasaina?
mila fantatra ny "nationaliten'ilay olona".dia tohizako ny fandehany manaraka
24. fijo ( 25/01/2006 21:56)
raha mahita,na mahalala zavatra sy tranga toa izany,aza mangina,fa sao tsy zaka iny raha kotrehana any
25. pika ( 26/01/2006 07:54)
aleo hono enjehin'ny omby masika toy izay enjehin'ny eritreritre ka mety efa nenjehin'ny eritreritra izy dia tsy zakany intsony dia mibaradaka ny farany...
26. Herytae ( 26/01/2006 09:05)
aleo mintsy ilazan'i fijo ay fa spécialité-ny io!
27. pitchou ( 26/01/2006 18:32)
d ampidiro ao anaty lisitra ny rain_jaza fa mety izy no nahavanona ny loza mba hialany @ adidy rehetra e!
28. Vahinala ( 26/01/2006 18:35)
Herytae > Ie za koa taloha tany Mada efa nahita vao teraka mintsy narina teny anjoridira teo Ankorondrano teo, nitangoronan'ny olona be fa dia tena mampalahelo mihitsy.
29. Herytae ( 27/01/2006 09:03)
Vao alina ndray zao taty no nasehon'ny tele t@ vaovao ! dain marikoriko le izy f'atao aôna e! miha-biby koa ny ol kah!
30. Vahinala ( 27/01/2006 11:59)
Efa lasa biby mintsy hoa ny sasany fa d asa hoe maninona loatra, teren'ny tsy fahampiana ve sa ahoana, tena mahavarina no sady mampalahelo.
31. Herimiafina ( 27/01/2006 17:17)
pika:

aleo hono enjehin'ny omby masika toy izay enjehin'ny eritreritre ka mety efa nenjehin'ny eritreritra izy dia tsy zakany intsony dia mibaradaka ny farany...



Tena aleo kosa enjehin'ny heritreritra ry Pika fa gravy anie ireny omby mirongatra ireny e! hehehe=))=))
32. fijo ( 27/01/2006 21:38)
mampalahelo ny tranga toa itony,ka mila fanentanana ny olona tsy hangina raha mahita ,na mahalala zavatra?fa raha mitohy izao,hoaiza isika e
33. Herytae ( 30/01/2006 10:33)
de ho any akabone dôly angamba tsika e! hi hi!
ô laolo 'ty ay! tratry ny taona tsendriky man ! amaaan! adinako nenty ay! pardon laolo!
34. pika ( 30/01/2006 13:10)
f'angaha efa nenjehin'ny omby koa i herimiafina e?
ireny mora fikana koa difina kely fotsiny :-D
35. pitchou ( 31/01/2006 17:40)
herytae> zeny ed e! fijo fô zalah ataonao bônarôzané?
36. fijo ( 01/02/2006 04:40)
herytae sy pitchou e,samy bonané aby e.efa nalefako fona mboko arahaba io,fa nareo taraiky de nanadino.
37. pitchou ( 01/02/2006 21:41)
ka i fijo ange efa nanao bônané ny rehetra fa le herytae no manavakavaka e! ahoana no elà irery no ataony bônané?
38. fijo ( 02/02/2006 04:43)
ka za fijo ko,ndry ko tssssssss
39. pitchou ( 03/02/2006 00:29)
hay???? d nofijofijoan'elà tany izy izany?
40. fijo ( 03/02/2006 04:19)
aoka moa fa tsssss,io letsy rahery homeo bonané ao fa tssssss,mitomany eo io ny hiafarany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1359