Namana any Dago
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
42. fasaly
(
17/02/2006 12:48)
mamzel: tahaka izay injy fantako melouha tam vakansy farany teo aky!:-*
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
43. akamatiana
(
19/02/2006 21:11)
mamzely > tanjemo azany zah refa tonga any tsisy fety an!!:(:wink::-D
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
44. mamzelkely
(
20/02/2006 07:47)
fasaly< hita ky eee ngamba fety be fôna mandrapa lasanjy k ty :-D:-D
akamatina< ataoko fety be mits sady ataoko any aminay mits miaraka am toto bdb :°):-D:-D
akamatina< ataoko fety be mits sady ataoko any aminay mits miaraka am toto bdb :°):-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/346a0798ce5cfcd1070b58fc6223790c.jpg)
45. ftma
(
20/02/2006 08:07)
akamatiana: tsaraonajy ny fihaonana t@ heritaona toa izao? nahafinaritra koa ireny an, efa invité mamzelkely njy izany zandrikely fa mandehana fety be foana any
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
46. akamatiana
(
20/02/2006 09:18)
ftma>:( ieuuh manelo anjy zah !! otsany itako njy matory akaikiko euuh!! :-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/346a0798ce5cfcd1070b58fc6223790c.jpg)
48. ftma
(
21/02/2006 08:52)
Methode njy nandeha tany Dago notadiavin'ny zoky Ravatorano tsy hita ko, hanaovako fety be njy rehefa tonga aty :wink:
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
49. methode
(
23/02/2006 08:04)
Ho avy tsy ela zany za raha izany no marina ko! De efa omany dieny izao! Le tany dago aloha tena tsy nahafa-po e! Raikitra tany anaty bozaka tany! lol:oops:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
50. cutie
(
23/02/2006 12:47)
fa in ny atao any anaty bozaka ry methode :roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
53. methode
(
24/02/2006 17:48)
cutie> Zany ve de anontaniana ndray e! lol Ohatran'ny nataon-jy tamin'ny taloha ihany ko! :roll:
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
55. methode
(
11/04/2006 20:55)
Nitady kisoa! lol "Raha lava ny teny very ny soa! raha lava ny bozaka very ny kisoa"!:lol::lol:
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
56. ravatorano
(
08/09/2006 06:13)
:-D:-D:-D:-D:-D methode
lasa resa kisoa no niafaran ity hahahahaha
lasa resa kisoa no niafaran ity hahahahaha
![](https://avatar.serasera.org/346a0798ce5cfcd1070b58fc6223790c.jpg)
57. ftma
(
08/09/2006 06:35)
ravatorano: tsy nihinana ilay loha-kisoa methode de mamadika resaka indray!!!