Namana any Dago

21. methode ( 01/02/2006 16:27)
sipagasy> Alefaso ao amin'ny serasera ao zany ny anjaramaskitanay raha tsy tonga any zahay!!! 8)
22. ravatorano ( 02/02/2006 12:50)
fijo
23. ftma ( 02/02/2006 19:47)
zoky ravatorano: mahafinaritra ireny ka tokony halaina tahaka aty.rehefa makaty nareo any de mba milaza ko e de ho raisina tahaka ireny fandraisanareo anay mandeha any ireny
24. booboo ( 03/02/2006 10:57)
ftma > bou hou hou, dé zahay efa aty te-haka tahaka ny any zany tsy raisinao tsara ? hihihihihihi.
25. methode ( 04/02/2006 20:20)
booboo> Ka zahay mbola tsy any aza tsy raisiny tsara ko! lol
26. cutie ( 04/02/2006 20:21)
: ftma [ Valio ] 02-02-2006 23:47:12
Lohateny : Re : Namana any Dago
zoky ravatorano: mahafinaritra ireny ka tokony halaina tahaka aty.rehefa makaty nareo any de mba milaza ko e de ho raisina tahaka ireny fandraisanareo anay mandeha any ireny

ftma, za anie mianjy an-jy e ,njy tsy hita hita mitsy :roll::roll::roll:
27. booboo ( 06/02/2006 09:29)
methode > hihihihihi
28. ftma ( 10/02/2006 21:07)
booboo tongava e raisiko antanadroa, hanomanana fety be mihitsy.
Methode:njy mbola be vovoka de mahavoan'ny sery rehefa tsy misy vovoka de tsenaiko eny @ Airport mihitsy :wink:
cutie: njy no tsy hita ko za eo foana (ao @ chat an) sa aiza njy miandry ahy?
29. akamatiana ( 11/02/2006 05:16)
:cry: cutie zah akia adinon'io zoky io mitsy a!!
30. ftma ( 12/02/2006 08:46)
Akamatiana: tena tsy adinoko njy zandrikeliko tiko indrindra an, mbola be erehena zoky njy sady njy tsy hata chat de tsy afaka miresaka isika ko.
cutie akamatiana: tsy manadino izany mihitsy an madalo chat foana na sahirana be aza fa tongava e (fa kamo manoratra)
31. cutie ( 13/02/2006 14:26)
ftma, jereko ao njy refa mazoto za :oops::oops::oops::oops:
akamatiana, mila tairina kely io zoky io fa tady hanadino
32. akamatiana ( 13/02/2006 20:38)
ftma > oki ary euuh!! maztouu njy zoky tiko an!! :-*:-*

cutie f'fita waa akia!!:-*:-*:-*:-*
33. methode ( 13/02/2006 20:44)
Za koa aza hadinon'io zandry io ko! lol:roll::roll:
34. ftma ( 15/02/2006 11:28)
methode cutie akamatiana za hoa tsy manadino izany fa nareo ko.
Methode njy no zokiny fa tsy za zany e manahatitra ahy eo
35. mamzelkely ( 15/02/2006 11:41)
za ko ve nahita an ftma tam njy taty:roll:
36. ftma ( 16/02/2006 11:01)
mamzelkely ie nifakahita isika ko tonga tany antrano nareo, njy ilay tsy tadidin'i glou ny ps non?
37. mamzelkely ( 16/02/2006 12:07)
:-D:-D ah ok nan ts za la ts tadidin glou ka fa ankizy hafa ka le nafangarony tam na ps an'ankizy hafa ve zany :-D

nahafinaritra iny fiarahana iny ka de faly nahafantatra ko fa no nahalalako anao de zay no nahagaga ana :-*
38. ftma ( 16/02/2006 14:01)
mamzelkely hihihihihi Fa za rehefa mi chat de ftma rehefa ato e
Mahafinaritra ireny ka mino aho fa mbola hitohy
39. mamzelkely ( 16/02/2006 14:24)
za ko mino fa hisy matetika ny toy ireny ka tena nahafinaritra be mits :)
40. akamatiana ( 16/02/2006 20:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6681