lasa adala
41. diamondra27
(
24/01/2006 11:20)
jenni: azfd fa diso fanoratra. le faille-ny ve? hummmmmmm nga mbola tsy fantandry foana? aleo ary ambadika oa fa tsy azo atao loatra le manao ampahibemaso indraindray sao de manjary tezitra amiko eo izy:wink:
42. jennifer2
(
25/01/2006 00:32)
teneko akia fa rehefa tezitra izy de ometsika roa bizou be de be de faly indray a!
43. diamondra27
(
25/01/2006 17:01)
eny ary e! anisany zavatra tena tiany de atao tsara ny sakafo de zay de efa mahafa-po azy
@ manaraka ny sisa
@ manaraka ny sisa
45. Vahinala
(
28/01/2006 19:55)
hesham > Kelikely zay izy dia misy volombava kely, tsy ampoizina mintsy izy hoe adala fa rehefa miresaka izy zay ndry vao tonga saina be.
