lasa adala

21. mandrindra ( 20/01/2006 15:19)
pissoa, fantatrao ihany ny antony e :P
22. dadabe ( 20/01/2006 15:25)
pissoa > kozy ve ?:^)
23. pissoa ( 20/01/2006 15:30)
mandrindra> iaraha-mahalala kah :-w

Ary inona no mahafanina an'dadabe :^)
24. pissoa ( 20/01/2006 15:32)
Ooops - mandrindra ah, :-$:-$ no tiko tenenina teo fa tsy :-w an! Hihihi :-*
25. mandrindra ( 20/01/2006 15:36)
aza manahy fa tsy hikôzikôzy fa efa mahalala daholo isika
26. Veloo ( 20/01/2006 17:21)
jentilisa a ie marina ny anao... tsy fitiavana intsony rehefa mamaly faty...fialonana ndray zany...
Za aloha mbola tsy nahita e.....

27. fijo ( 20/01/2006 20:59)
za efa sendran'izany hoe hitsambikina avy eto ambony ety aho raha miala enao.6eme etage ny ministeran'ny atitany io ety ambony ety io an.fa hoy aho hoe mitsambikina fa tsy olana.de tsy sahy.de tonga any aminay foana,de mody mitondra zavatra hoan'ny mamanay,fa nony hitany fa tsy namaly ny taratasiny intsonyaho,dia toa nangina ihany.
dia nahita ahy tany mada,de mbola naika hanantona,fa tsytratrany aho satria lasa ny fiara.hi hi hi.
taty frantsa indray dia sipa alemandy izay no tsy nanaiky mihintsy fa tonga taty marseille foana isankerinandro.fa tsy novahako trano ny farany fa nanomboka nanahirana be,sady za virja ka naleoko nitandrina.
28. diamondra27 ( 21/01/2006 07:05)
HM: fantako iny diamondra iny ka, aleo hiresaka momba ny hatanorana ary e!efa t@zay nge za no nitsiriritra kay mihaona eto ihany @ farany:-D:-D:-D:-D:*:*
29. jentilisa ( 21/01/2006 08:13)
Tsy nahita inona i Veloo?
30. mirana5 ( 21/01/2006 18:31)
diamondra27:

mba efa nisy olona fantanareo lasa adala @ sipa na kof ve araka ny fomba fiteny io an!



ahan ahan, lasa adala t@fiainana nohitako ka!:lol::lol::lol:
31. Vahinala ( 21/01/2006 21:12)
fijo > Enao ty wa d mampmé mintsy an !
32. dadabe ( 22/01/2006 03:29)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 20-01-2006 08:05:34
Lohateny : Re : lasa adala
za zao lasa adala @zay vadimalalako zay mintsy ko
Miverina ery ambony

hummmizesta injay fa hoe manambady a :°):°)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 21-01-2006 11:05:22
Lohateny : Re : lasa adala
HM: fantako iny diamondra iny ka, aleo hiresaka momba ny hatanorana ary e!efa t@zay nge za no nitsiriritra kay mihaona eto ihany @ farany

humm diamondra inona indray ity :* ity?? omena an'iza io le ??

pissoa :wink:
33. jennifer2 ( 22/01/2006 03:52)
hoy pissoa!
Hihihi - hay ve efa misy herimiafina1 eh

hahahahaha! ie efa misy fa ahoana? diso frapy io e!
34. jennifer2 ( 22/01/2006 03:56)
dadabe a! tsy efa mazava be ve hoe omeny an'i herimiafina le izy?
35. Herimiafina ( 22/01/2006 05:00)
diamondra27:

HM: fantako iny diamondra iny ka, aleo hiresaka momba ny hatanorana ary e!efa t@zay nge za no nitsiriritra kay mihaona eto ihany @ farany:-D:-D:-D:-D:*:*

Teneno an'izao ary akia izy hoe lasa adala aminao mahintsiny hono i Herimiafina hoe de nitsoaka ny asile mihintsy hitady anao, hehehehehe=))=)):*
36. diamondra27 ( 22/01/2006 11:53)
nanao fugue ve zany HM , t@ taona firy no ilazako azy.Tsy aleo ve omeko anao ny adresiny de any 'nareo no miresaka fa le mampita resaka 'ty tsy lasa ka! sao de lasa za ndray no tara aminao eo, sady efa hitako ny failen'i toi de mora azoko raha toa ka...
37. mirana5 ( 23/01/2006 15:59)
:lol:fiainana zolizoli fa aiza mora tohana @olon tsy tia é:lol:
38. pissoa ( 23/01/2006 18:44)
dadabe> :roll:
39. jennifer2 ( 24/01/2006 02:14)
aiza akia ry diamondra ny failen'i HM?
40. Vahinala ( 24/01/2006 08:50)
Ary nareo angaha efa nahita le rangahy ao Tanà ao, matetika mpandeha bus makany ankatso zay izy, d adaladala izy nefa tena mahay mi speak be mihitsy na frantsay io na anglisy, d za d gaga hoe fa d inona aza no nanjo azy nefa tena hita mintsy hoe olona manam-pahaizana le rangahy io.:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596