EO INDRAY ZANY AN!
41. dadabe
(
22/01/2006 03:08)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 19-01-2006 23:31:01
Lohateny : Re : EO INDRAY ZANY AN!
maizina iray= iray alina ariary = 10.000Fmg
kof= lehilahy
joba=vehivavy
daba= fiara
tsonjo=???
...
zahay nge soarasoara de tsy maharaka le fiteninareo sy fandefasana SMS
hummm efa bebe izany toi a:wink:
43. Vahinala
(
22/01/2006 12:02)
Veloo > Be kinedina loatra angamba d nilaozany e ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
52. dadabe
(
26/01/2006 13:37)
veloo > zah no tadiavindry ??:^)ity aho fa aza misahirana ry malala a :*
56. jennifer2
(
26/01/2006 22:57)
Za aloha tsy mitady an'i dadabe zany e! mampihomehy ahy fotsiny ny mahita an'le bebe maro be mitady azy!
