Mbola ilaina ve ny Masera sy Mompera?

21. Herimiafina ( 19/01/2006 13:16)
Nickovy:

Fanahy iniana natao ato izy ity satria eritreritra mandalo ka tsy natao any amin'ny dinika Fivavahana , Finoana.
Betsaka ny tanora diso fanantenana noho ny fitondran-tenan'ny mompera na masera. Maro ny tsy miditra am-piangonana intsony noho izany. Dia lasa ny saina hoe mbola ilaina ve ny Mompera sy Masera? Ary inona no tokony hatao hamerenana ireo namdao ny fiangonana?

Tsy hoe mampitaha izaho fa azo apetraka amin'ny lafiny maro io fanontaniana io? Toy ny hoe:
-Ilaina ve ny fiara raha betsaka ny mandeha mafy sy mamono olona?
-Ilaina ve ny fanjakana raha toa ka efa betsaka ny fanjakana manao tsolotra? sns

De izay, miankina amin'ilay olona io ary ny fianana antany tsy ilaozan'izay maha-sampona, ka noho izany tsy antony hanafoanana zavatra iray ny abus (l'abus d'une pratique n'est pas un bon argument contre son usage).

22. cutie ( 19/01/2006 13:17)
Noslid [ Valio ] 19-01-2006 17:14:15
Lohateny : Re : Mbola ilaina ve ny Masera sy Mompera?
Ka ny papa angamba mbola variana @ mama koh! Sady mbola mamon'ny ROMA angamba


Hoy i cutie:

Nickovy ,manin raha tsy ny papa any rome mitsy no anontaniana e
Ilaina kambony ry zareo e

mety ho marina zany a :-D
23. fijo ( 19/01/2006 21:36)
vahinala sy jenny an,tsy hilaina ireo amiko,satria enao ihany dia hafaka hifehy sy hisafidy ny tianao hoatao.tsy mila damopa sy masera na rapasy izany.
24. jentilisa ( 20/01/2006 05:57)
fijo sy mandrindra ry zareo tsy mino an'Andriamanitra a!
25. Mifenty ( 20/01/2006 08:04)
fijo sy mandrindra>>


ny asan'ny fiangonana dia ny mitarika ny mpanota hibebaka, hanatona an'Andriamanitra, mba ho voavonjy izy ireo.



nareo ne zany efa lavorary eh, tsy mpanota ka tsy mila mibebaka ary tsy mila manatona an'Andriamanitra, efa voavonjy

donc tsy ilainareo tsony ny makany.


fa izaho mbola mila makany satria mpanota, mila manatona an'Andraiamanitra, te ho voavonjy hatrany.
26. Vahinala ( 20/01/2006 08:30)
Mifenty > Zay mihitsy

fijo sy mandrindra > Ny fakanesana any ampiangonana tsy hoe akory ry masera sy mopera sy pasitera no hivavahana na hibebahana fa miasa mitory ny tenin'Andriamanitra sy manoro ny olona ny fahamarinana no adidiny, ka raha izay ataony any ambadika tsy tokony ho raisina antendrony ka hoe manao izao izy na manao iry d iny no ahatonga anao tsy hiditra ampiangonana, izay lazainy no raisina rehefa misy mahasoa fa tsy izay ataony akory handeha harahina, olombelona mitovy amin'ny rehetra ihany ireny mba manota koa.
27. mandrindra ( 20/01/2006 15:25)
vahinala, tsy nisy fistikerana izay fitondrantenan'ny mopera, patera,masera sy mamera kosa teo e. ny ahy ny tsy ilako azy dia izaho ihany no misafidy ny lalana alehako amin'ny fomba "malalaka" sy itiavako azy.
28. fijo ( 20/01/2006 21:07)
izay mihintsy.enao ihany no mahita izay mety amin'ny tenanao.fa tsy mila maopa sy sera sy papasy izany.
ny fiangonana tiako ihany,fa be sipa any.
mifenty,tsy misy lavorary izany,fa mila mahayny zavtra tadiavina dia izay.mety hodiso ny tena fa mba ny tena aloha no nisafidy azy,ka tsy koi.

vahinala an,ataoko,ahoana no hiteny amin'ny olona hoe ratsy ny toaka,raha za aza misotro????toa izany koa ny maopa.raha izy aza manao ny ataony,ahoana no hinoako raha hiteny izy hoe aza manao an'izao????
29. Vahinala ( 21/01/2006 12:27)
fijo > Za ange tsy miteny hoe izay lazainy dia araho avokoa e, fa izay hitanao fa mety hahasoa anao no raisinao, indrindra fa ny tenin'Andriamanitra.
30. mirana5 ( 21/01/2006 18:38)
raha ny hevitro aloha dia aiza toe-piainanadry zareo na ny fitondra -tenany nojerenao fa ny fitoriany ny tenin'Atra sy ny filazan'tsara ZAY TSY NANOTA AOKA HITORA BATO AZIREO!!!!!!!!!!!!
31. Fiffi ( 21/01/2006 19:33)
mirana: marina ny anao an!
fijo: izay tokoa , izay mahasoa anao hatao!! marina izany saingy izao kosa an! ny ahy aloha dia ny mahasoa ahy dia ilaiko ny masera sy mompera e! inona moa no antony hafa andehanako hivavaka sy hihainoko ny filazantsara ? iza no afaka hanazava ahy an'io raha tsy ny mompera ? Samy nanao ny fianarany ny tsirairay , ary ny an'ny mompera dia io , ny filazantsara , ny baiboly , afaka mamaky baiboly daholo ny rehetra saingy ao ny manam-pahaizana toy ny mompera hanazava tsaratsara kokoa , ary rehefa hibebaka ianao dia @ iza ? dia rehefa hinana ny mofo vatan'ny Tompo ianao , iza no hafaka hi-beni an'io mofo io sy ny divay ? tsy maintsy ny mompera ary izy irery no afaka hanao an'izany. Mba hitanao ve ireo masera mandeha mamangy ireo olona marary eny @ hopitaly , ireo olona tsy manana fianakavihana fa nevelan'ny zanany aman-jafiny ho irery ? dia ny masera no fianakavian'izy ireo. Nefa moa samy manana ny fisainany tokoa ny tsirairay fa mba io ny ahy.
32. Mifenty ( 22/01/2006 11:40)
Bravo Vahinala et Mirana5


fa ozy kosa i fijo
vahinala an,ataoko,ahoana no hiteny amin'ny olona hoe ratsy ny toaka,raha za aza misotro????toa izany koa ny maopa.raha izy aza manao ny ataony,ahoana no hinoako raha hiteny izy hoe aza manao an'izao????



otrany miteny lty lah oe vendra prrrr doly zany ny katolika manantona an'i mopera miresaka ny amin'ny fanambadiana nefa ireo aza tsy manambady kory

ozy manko lah ra adika oe "ataony ahoana no iteny hoe tsara ny fanambadiana nefa izy aza tsy manana"?



Zao fotsiny io papa, efa samy manao ny asany io, ny mpitsabo aoka hitsabo, ny mpianatra aoka hianatra ary ny mpitandrina aoka hitandrina.
33. Vahinala ( 22/01/2006 11:48)
Mifenty >=D=D=D=D=D
34. Mifenty ( 22/01/2006 21:08)
vahinala>:*:*:*:*:-*:-*:-*:*:*
35. Fiffi ( 23/01/2006 04:51)
Mifenty: =D=D=D
36. Vahinala ( 23/01/2006 08:17)
Mifenty > :*:*:*:*:*:*:*
37. Fiffi ( 23/01/2006 10:36)
inona ary ireto ataon'i Vahinala sy Mifenty ireto? :-D:-D:-D:-D:-D tsy akiteniteny an! :-D
38. Vahinala ( 23/01/2006 11:15)
Fiffi > :-$:-$:-$:-$:-D:-D:-D
39. Fiffi ( 23/01/2006 11:44)
Vahinala: :-D:-D:-D:-D
40. mirana5 ( 23/01/2006 16:10)
farany zany dia mbola ilaina ny mopera sy ny masera ./(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724