hevitry ny lhl refa manao sous-vêtement sexy ny vhv
41. diamondra27
(
23/01/2006 05:58)
manaitaitra ve ny antony?
De ahoana zany ny naturistes sy ny nudistes?
De ahoana zany ny naturistes sy ny nudistes?
43. Herimiafina
(
24/01/2006 05:07)
diamondra27:
manaitaitra ve ny antony?
De ahoana zany ny naturistes sy ny nudistes?
Tsy resaka any kah, ilay fomba fiakanjonao reveko be iny izao ohatra no nampitsiriritra anah taminao de refa alanao iny de miverina otran'ny olondrehetra rehefa aboridana ihany enao, hehehehe=)):-D
44. zouzou
(
24/01/2006 09:46)
Herimiafina:
diamondra27:
manaitaitra ve ny antony?
De ahoana zany ny naturistes sy ny nudistes?
Tsy resaka any kah, ilay fomba fiakanjonao reveko be iny izao ohatra no nampitsiriritra anah taminao de refa alanao iny de miverina otran'ny olondrehetra rehefa aboridana ihany enao, hehehehe=)):-D
salut ianao, ela izany !!!!
ny ahy ny ivelany nofa fa be fa ny ao anatiny sexy dingue dingue dia ahoana izany :^):^):^)
46. jos13
(
25/01/2006 18:35)
ilay jeu d l'amour mihintsy no mahafinaritra @ ilay izy e!, fa tsy atao simple foana fa mba misi fotoana, indrindra moa rehefa fantatra we hisy fety d tsy maintsy manao metimety fa tsy jean's sy tee shirt lava zao foana ,ohatra : @ st valentin itsy zao d aoka fotsiny, rehefa ela tsy mifankahita zay oh,na koa rehefa mba week end, izy aloha tsy ho araka we isakiny ihinana d anao metimety foana , sady raha atao lava koa aloa d mety tsy ahataitra intsony fa iny indraindrayini mihintsy , na ny maminavina azy d efa mampitelindrora sahady ,
47. Herimiafina
(
25/01/2006 18:43)
:-D:-D ka le izy anie ry zouzou sy ry diamondra ary ry jos13 de le fomba fiakanjo no mampiavaka ny olona tsirairay e! de refa miala ny akanjo de mitovy daholo amin'izay knou, hehehehehe:-D:-D
48. jos13
(
25/01/2006 18:53)
fa ny ahy koa aloha tsy azoko ry hery we tsy tia vhv miboridana , angaha moa ratsy bika b ny vhv, au contraire aza , tsy misy tsara nohon'ny vhv miboridana , jerevo ireny tablao reny , tsy vhv miboridana daholo fa tsy d mahita lhl loatra , nefa ny ahy tiako mahita lhl miboridana , indrindra ilay aty aoriana,condition izy bokona an!
49. Herimiafina
(
25/01/2006 18:58)
Tsy haiko akia ry jos13 fa angamba traumatisma le izy an, le tenue sexy no tiako de iny no mi-attirer ahy any amin'ilay sipa ohatra, de refa miala le tenue sexy de otsan,ny vehivavy retsaretsa ihany de tsy misy fihany. Tsy hoe tsy tiako anie fa tsy de manaitsa nah fotsiny e! Tsy dia manaitsa anah otran'izy le manao tenue sexy, mini, sns
50. fasaly
(
25/01/2006 20:01)
Herimiafina:
de refa miala ny akanjo de mitovy daholo amin'izay knou, hehehehehe:-D:-D
mitovy dooly ve hoy injy! misy zao ny lava nono! misy ny fisa-nono, ao koa no tena airbag be,
ao ny fonderonde ao ny kozatra kely sns... sa lay hoditsa mintsy no mitovy dooly, de lay fiahavàhan'ny: loha vatana ratsambatana ve:wink::-D
51. Herimiafina
(
25/01/2006 20:02)
Ny volume fotsiny no tsy hitovizana akia fa ny forme mitovy daholo an, misy nono roa misy volovolo, misy foitra, misy an'ilay zavatsa favy be, sns, hehehe:-D:-D
53. Herimiafina
(
25/01/2006 20:12)
Le zavatra akia io ry fasaly an, le zavatra e, le zavatra resahana atsy amadika atsy, le hoe sasaina isan'andro, hehehehe=))=))
Misy tsy favy be kanjony fa ny sasantsasany ihany e!
Misy tsy favy be kanjony fa ny sasantsasany ihany e!
54. fasaly
(
25/01/2006 20:19)
ka tsy iny zvtr favy be iny injinja ve no mitovy dooly e!, samy mitovy forme, mitovy asa, ary mitovy ny fahafinaretana azo aminy:P
55. Herimiafina
(
25/01/2006 20:25)
Ka izay no tokony hanasivana fonony azy anie e, tanjemo fa misy dikany be ny fonony an! Miasa mihintsy io amin'ny marketting, refa manomboka tsy de misy mividy tsony ny zavatra iray ohatra de somary ovana ny fonony kanefa ny anatiny tsy miova de lasa betsaka mpividy injay, mba marina e! hehehehe=))=))
Favy anie le mitsiriritra sipa anaty akanjo sexy iny e!
Favy anie le mitsiriritra sipa anaty akanjo sexy iny e!
56. hertix
(
26/01/2006 01:50)
tena miankina @ ssvetement iny mihitsy ny tena hampilay ny ambiance na tsia. Mba eritrereto anie hoe ilay vhv manao pijama miaraka @ saron-doha e! Vao hitanao fotsiny le akanjo dia tsy maha-te hijery fa esorina haingana, lasa maika hamita adidy fotsiny rabasile. Fa raha vao sexy le akanjo! waw! mampilendalenda :°), mampisy aingam-panahy:idea:, lava tsara ny prélude:*, raikitra ny marathon ...:}. dia lasa tsy mifankafoy intsony ry peta sy zily avy eo!
57. fasaly
(
26/01/2006 05:10)
hery: hummmmm zay kalou e! manintona koukou izy anaty tenue sexy fa raha tonga de boridana be de otran'ireny naturiste milanja entana mandede reny :lol:
rtix: ié tena marina zà iny no tena mampanintona be an! de tonga de muitohy ny envie :wink:
rtix: ié tena marina zà iny no tena mampanintona be an! de tonga de muitohy ny envie :wink:
59. fijo
(
27/01/2006 22:08)
nareo ry sipa aza be resaka,fa homeo ny bandry raha tiana ho tamana de izay an.aza ampifialina izany izy fa sao,humm.asa aloha fa za moa.efa hainareo ihany
60. fasaly
(
28/01/2006 07:57)
ka fijo a! ka ho anareo injinja ange no hanaovanay an'izany tenue sexy zany e! dia mba tonga de pret à utsiler lay fiara, fa tsy eo zahay vao hamelona haka manivela hamelomana azy satsia tsy ampy famelomana, de manjeraka be, manjary mi abandonne ndray zay kou!:oops:
