hevitry ny lhl refa manao sous-vêtement sexy ny vhv
21. fasaly
(
19/01/2006 05:11)
fijo somary domina moramora ny varavarana de raha tsy manokatra izy de miditra moramora ihany fa ho hitanao izy e!
22. mandrindra
(
19/01/2006 10:47)
sahala amin'ny rehefa mahazo cadeau io e, tonga dia tsoahana ny fonony fa ny ao antiny no tiana ho fantatra
24. diamondra27
(
19/01/2006 16:23)
fijo: ka mbola virj ve de tsy aleo le fonony zany no tena ankafizina fa atao inona le mofo?
25. Mariano
(
19/01/2006 16:27)
Ohatran'ny cadeau io ry zalahy a, tsy maintsy fonosina tsara de ampiangoina tsara, de amizay mampilendalenda
26. diamondra27
(
19/01/2006 16:29)
zao ary an
tsy aleo ve mba mahita sipa mihetsiketsika manao sous -vêtement tsara toa zay le lomotra be reny e!
nisy bandy tara t@ sipa oa de iny efa atory iny de ozy izy hoe: sleep now Miss TIE de noheverin'le kala fa hoe nisy tay le slip-ny:-D:-D:-D:-D

27. diamondra27
(
19/01/2006 16:36)
tena zay mitsy le izy ry Mariano a! fonosina tsara de enao ihany no manal azy fa tsy ny hafa fa araho maso tsara
29. Dezy
(
20/01/2006 08:19)
diamondra> inn no arahimaso tsara klou é ,le fanalana azy sa le izy esorina sa sao de laisony lery ve ??:-D:-D:-P
30. mandrindra
(
20/01/2006 08:56)
diamondra27 a, le mihetsiketsika aleo any amin'ny action e, fa ilay hoe hanao sous vetement isankarazany aleo tonga dia tsy manao fa iny no tena milay
36. Herimiafina
(
21/01/2006 05:03)
diamondra27:
Mba efa naheno ve 'nareo ny resa-dhd amintsika vhv refa le @ fotoana intime iny ka mahita le sipa manao ss vêt sexy de inona ny lazain'ny le kof?
Ny hevitro de mety hihinana ny fatiko zah fa tsy hahavita ny enti-mody sy ny rapport tokony aterina any ampianarana, hehehehehe:-D:-D=))=))
37. diamondra27
(
21/01/2006 08:08)
zay koa aloha efa nisy niseho e!
de tsy concentré mitsy any ampianarana
de tsy concentré mitsy any ampianarana
39. ravakamalala
(
22/01/2006 10:52)
Ohatran ny hihinan-kanina ihany io e! mba atao tsara ny "présentation" sy ny "déco".
fa tsy hoe hihinana entrée dia avangongo eo daholo ny legioma sy ny "charcuterie sns dia io hoano. :wink:
fa amaliana an ilay fanontaniana aloha dia betsaka ny lhl tsy mandraharaha izany fa ny hanala an iny mairna no maha maika azy e!:-o

40. Herimiafina
(
22/01/2006 18:24)
Tsy marina kosa izany ry ravakamalala an, mitovy daholo ny olona refa miboridana anie e! Zah klou tsy tia viavy miboridana izany mahintsiny e! hehehe:-D:-D