Mofogasin'Analamahitsy

1. xxx ( 16/01/2006 13:01)
Tena nandalo tany Analamahitsy tany ho aho za fa lé mofogasiny alou tena mlay b mitsy tena azoko lazaina fa mbola tsy nahita ohatr'izany aho(l)!!! Efa ela ve no nisy an'izy io sa vao haingana? mampite hiverina any foana
répondu par kenaina le 18/01/2016 12:23
2. Samoana ( 16/01/2006 13:34)
Efa nisy namana nanoro ahy io mfgsn'Analamahintsy io koa fa tsy mbola nolalovako le izy.Toa ilaharana mihintsy hono e !!!
3. pissoa ( 16/01/2006 13:39)
Miam miam be izany resaka ato izany! Tokony hitondran'i xxx mofogasy eto izao izahay :roll:
4. Chuan ( 16/01/2006 13:40)
Efa ela io xxx fa na ny vazaha kely mpianatry ny Lyfr aza milahatra eo . Ny mpiasan`ny RMad eo no manao escale r`efa maraina !
5. Fiffi ( 16/01/2006 13:46)
:-D:-D:-D xxx , fandalovana eny Analamahitsy ihinana mofogasy ve de hiafenana @ xxx ? :-D:-D:-D andraso fa rehefa makany aho dia hitondrako ndriko , ny ahy ny tena tiako koa dia ny sosisy ery @ Sabotsy Namehana miam ! miam ! kay !!!:-D:-D:-D
6. vale ( 16/01/2006 14:57)
xxx:

Tena nandalo tany Analamahitsy tany ho aho za fa lé mofogasiny alou tena mlay b mitsy tena azoko lazaina fa mbola tsy nahita ohatr'izany aho(l)!!! Efa ela ve no nisy an'izy io sa vao haingana? mampite hiverina any foana

xxx> à resaka mofogasy ve de hanaovana xxx!:-D, misaotra t@ le sopapa fa rehefa mba mandalo any izany mba hitady an'izany mofogasy malaza izany!!!!!

7. xxx ( 16/01/2006 15:11)
Ny ahy ny sosisiny vadiko no tiko
8. Fiffi ( 16/01/2006 15:17)
xxx : :roll::roll::roll: hano tsara aza ary tandremo tsy kenda
vale: mahagaga akia e ? :-*:-* ndriko
9. Veloo ( 16/01/2006 19:21)
fiffi, vale alohan'ny nanokatra an'ity size ty za dia nitovy fisainana t@ nareo ko.. asa inn no andehanana eto rehefa te hanafina ny ps..:roll:

marina aloha il fa tena tsara ilay izy e t@ ertin-taona za nandalo teo, ilay soferan'ny dadatoako no niteny taminay oe tena tsara ny mofogasy ary tena tsara mihitsy fa ny olana tena niha kely aky ny mofogasy kle... miha-kely miha-kely fona:wink::wink:
10. vale ( 16/01/2006 20:51)
Chuan:

Efa ela io xxx fa na ny vazaha kely mpianatry ny Lyfr aza milahatra eo . Ny mpiasan`ny RMad eo no manao escale r`efa maraina !

Chuan> ka tsara anie ny mofogasy , indd izany oe tena vita tsara be izany! aiza no tsy ho tonga daoly ny kil :win

11. jennifer2 ( 17/01/2006 00:05)
Herimiafina! zany misy tracena mofo gasy milay! andao hihinana e?
12. Herimiafina ( 17/01/2006 01:00)
Zah tsy tia raha tsy le mamibe ireny sady nenah konkou ramanonaka no tena ankafiziko de le sosisy ovy ireny, hehehehehe:-D:-D=))=))
13. jennifer2 ( 17/01/2006 01:47)
Toa misy an'reny koa any ka! fa mamy be le mofogasy ka!
14. Herimiafina ( 17/01/2006 01:59)
Ngo de le karazana mofogasy kely indray mbava de lany ireny ary izany e?:-D:-D
15. mamybe ( 17/01/2006 07:34)
Za alou tena mpinana an'io fônafôna fa tsy indraim-bava de lany zany fa mba misy telo na dimim-bava e! Izay tsy mahita dia eo am-pitan'ny Shop Liantsoa eo Analamahitsy no misy azy. Tandremo sô de diso plasy fa betsabetsaka ihany ny mpivarotra mofo gasy eo. Miloko mangamanga izay ilay fivarotana. Misy ramanonaka sy mofo bôl sy menakely kou eo. De kafe sy dite sy ronono. De maztou homan'e
16. kitjo ( 17/01/2006 14:33)
xxx> milay be io haiko tsara satria akaikinay any Dago...hehe
efa ela b fa znay hoe misy ora ny anzareo sady ilaharana b foana satria tsy avelany mangatsika dia zay vita tonga d lany!
17. booboo ( 17/01/2006 14:38)
ooooooh ! nitsangana t@ maty Kitjo lé ! tonga soa ndray klou !
18. mandrindra ( 17/01/2006 14:59)
aiza ho aiza an'ilay mpivarotra nantsoina hoe ambany lalana taloha no misy an'io.
Liantsoa shop izany ve magasin M taloha e ?
19. pissoa ( 17/01/2006 15:42)
xxx> Efa we itondrao eto @ forum fa zah mbola tsy nihinana an'zany! :D

mandrindra> Efa ela mihitsy ianao izany tsy tany an, taloha taloha daholo ny resaka rehetra! Ndana mody haingana fa sao miova indray ireo efa natoron'i mamybe ireo. Hihihi
20. Herimiafina ( 18/01/2006 04:14)
Zany mofogasy izany zao raha ampiarahina café le amin,ny kaopy vy ireny an, masaka mahintsiny, favy be, ary andeha hitady jo any Analamahintsy any zah hataoko excuse hihinanana mofogasy any klé, hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813