ô ry zareo a manana boitier mp4player zay za dia tsy hitan'ny machine-ko(win98 sy winxp) mihintsy io boitier io nefa @machine hafa mande tsara ilay izy ka inona no mety mahatonga izany sao misy mahita solution,tsy vo-detecten'ny machine-ko akory hoe misy port usb miasa; nefa ny materiel usb(clé usb,appareil photo,...)hafa dia detecteny daholo.Mba omeo solution izay mba mahita e!
Misaotra mialoha e!!!!!!
référence usb: SIS 7002 usb
andrinirs!tsotra fotsiny.ovay xp2000 ny machine an'nga fa ny win98 sy winxp tsy mazaka mp4.Ny tsara tsara kokoa XP version 2002 alaina fa inyu no matanjaka tsara.zay mantsy zao no ampiasaiko ato de mazaka tsara ny appareil ze ampiasaiko rehetra.
Fa tandremo tsara am' puissence;ny tsara indrindra ary ny pentium(R)4 à 496 Mo de Ram.
Vao mahazo an'io elah de tonga de afaka manao an'ze tin'lah mintsy no sady trankil refa manao ny lecture:@