Fiangonana - fanarenam-piaraha-monina - Fivoarana

41. dadabe ( 25/01/2006 01:58)
:°):°)
42. naritsimba ( 25/01/2006 10:21)
Ny finoana no tena ilaina
43. marozevo ( 26/01/2006 00:42)
Ary i dadabe toa tsy miteny akory fa variana maninona indray ?
44. marozevo ( 27/01/2006 01:17)
naritsimba:

Ny finoana no tena ilaina



Marina izany, ny finoana no tena ilaina, nefa ny finoana koa dia tsy maintsy manosika antsika hiasa hanasoa ny olona notiavin'i Kristy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4885