ny mampitovy ny sipa sy ny ordinatera???

41. lapino ( 17/01/2006 05:36)
42. jentilisa ( 17/01/2006 08:33)
HAzavao ilay teny anglisy fa tsy hainay e! tsy mazava mihitsy!
43. diamondra27 ( 17/01/2006 10:36)
play = lalao

plug?
44. Vahinala ( 17/01/2006 11:07)
lapino > :b:b:b
45. lapino ( 17/01/2006 11:14)
plug and play: entina hilazana an'ireo fitaovana vao atsofoka dia miasa, fa tsy mila redémarrer-na intsony ny milina, tsy misy baiko na fikitikitihana hafa atao. Am'zao efa saika plug and play daholo ny zvtr rehetra (oh ireny zavatra mandeha amin'ny USB ireny). http://www.humour.com/images/images/plug_and_play.jpg

Drag and drop: "tarihana dia avotsotra". entina hilazana ny hoe mibatabata amin'ny souris rehefa manao zavatra. http://clickpix.de/microsoft/drag&drop.jpg
46. Fiffi ( 17/01/2006 11:37)
jentilisa: fa gravy ahoana klé !!!:-D:-D:-D
diamondra: hay moa ilay mapitovy? :-D:-D ka ny heritreritro dia tsy misy hitovizany wa ka ! na intelizenta aza ny masinina , ny sipa kosa mahay mijery e! misy maso ary raha tena izy e! :-D:-D:-D
47. lapino ( 17/01/2006 12:03)
Vahinala:
48. Vahinala ( 17/01/2006 12:08)
lapino > Zany ts namako tsony an ! :cry::cry::cry::cry:
49. Mifenty ( 17/01/2006 12:25)
:-D:-D:-D
50. lapino ( 17/01/2006 12:50)
Vahinala: ny an-dry aza tsy mipoitra ilay smiley ko :wink:
51. Vahinala ( 17/01/2006 14:00)
lapino > :-D:-D:-D:-D8-)8-)
52. diamondra27 ( 17/01/2006 15:58)
lapino, hery:fa maninona marina refa mandefa io mitranga lela io za de tsy mety mivoaka foana e!
53. lapino ( 17/01/2006 16:27)
i Hery no afaka mamaly an'izay angamba, mety misy olana kely any ho any.
54. Veloo ( 17/01/2006 20:18)
diamondra a ny plug = prise (sady verbe io no nom ) azo ampiasaina doly...:wink:
55. ravakamalala ( 17/01/2006 21:29)
lapino > n'importe quoi be !:evil:
56. lapino ( 17/01/2006 21:41)
Inona indray àry izao no mahatezitra an'i ravakamalala amin'izany e? nojeren-dry ve aloha ilay sary? :wink:
57. jentilisa ( 18/01/2006 08:32)
Lasa mampihomehy ahy anie ravakamalala amin'ny famaliny e!
58. Mifenty ( 18/01/2006 08:38)


ita oa kou
59. lapino ( 18/01/2006 11:20)
Mahafatifaty hoà! Ntsônaléé :wink:8)8)
60. diamondra27 ( 18/01/2006 13:05)
merci veloo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094