ny mampitovy ny sipa sy ny ordinatera???
130. bilakarenjy
(
21/02/2006 06:54)
tsotra be anaka ny mampitovy ny sipa sy ny ordinateur ,1° raha ilay sipa somary misimisy mosta ireny dia tsy maintsy ilay ordinateur miaraka amin'ny ecran be trafony ireny no mitovy aminy 2° raha ilay sipa taille fine kosa indray dia ilay LCD indray no mitovy aminy sady ireny efa betsaka no integré ka tsy maka sarotra intsony amin'izay tadiavina noho izany dia izao no tena mampitovy ny sipa sy ny ordinateur :"sady voakitikitika ambony no voakitikitika ambany ,voapotsipotsitra ambony no sady voapotsipotsitra ambany "^:^:@