Fianakaviana iray manontolo no maty
1. kally
(
14/01/2006 07:15)
Naheno aho fa nisy an'io vaovao nampalahelo io nitranga tany Frantsa (tany Avignon), fianakaviana gasy (9 mianaka) no voalaza fa maty sempotry ny gazy karbônika.Mampalahelo sady any an-tany lavitra any,ianareo any angamba no afaka manome vaovao bebe kokoa.Mirary fiononana ho an'ny havany sy ny fianakaviany tavela.
novalian'i fasaly ny 05/03/2006 09:38
2. jentilisa
(
14/01/2006 09:24)
Tahaka izany koa izahay e! nampalahelo ny toe-draharaha. Gazety inona moa no nahitako azy teo? le courrier?
mirary fampiononana ho an'ny fianakaviana rehetra ary hikarakara ny razana amin'ny fampodiana anie ny ambasady malagasy any Frantsa!
mirary fampiononana ho an'ny fianakaviana rehetra ary hikarakara ny razana amin'ny fampodiana anie ny ambasady malagasy any Frantsa!
3. vale
(
14/01/2006 11:04)
Hay ve! andray tena mampalahelo mihintsy izany! mirary fiononana ho an'ny fianankaviana!!!:cry:
4. Mifenty
(
14/01/2006 14:15)
efatra le maty fa tsy sivy ka.
zay klou no notenenin'ny tele e.
mampalahelo, zaza roa ary oulndé be roa le izy.
mirary fiononana ho an'ny fenakaviny koa aho.
zay klou no notenenin'ny tele e.
mampalahelo, zaza roa ary oulndé be roa le izy.
mirary fiononana ho an'ny fenakaviny koa aho.
5. jennifer2
(
14/01/2006 20:47)
ndry! mampalahelo be zany! mirary fiononana ho an'ny fianakaviana e!
6. mirana5
(
15/01/2006 12:34)
ho heno @vaovao gasy rahariva ny resaka rehetra momban'io zava niseho io tany Avignon io,hisongadina tsara eto ny firaisan-kina ny Malagasy @voina toa an'io!
7. booboo
(
16/01/2006 09:41)
mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana ary fahasitranana tanteraka ho an'ireo mbola any @ hôpitaly.
8. Vahinala
(
16/01/2006 10:21)
:cry::cry::cry::cry::cry::cry: Mampalahelo be, miara ory amin'ny tompomanjo.
9. Solitikabe
(
18/01/2006 03:53)
Tsara levenana ny Maty Tompoko, ary dia ho lasan'izay ny ratsy rehetra
10. diamondra27
(
18/01/2006 17:41)
le madinika foana no miantoka e!
efa nampatsiahivina nge ny tomponandraikitra herinandro talohan'izao zava nitranga zao e! oe mila fanamboarana le HLM , detsy taitra ry zareo fa miandry olona maty hono vao hihetsika ! dsl
efa nampatsiahivina nge ny tomponandraikitra herinandro talohan'izao zava nitranga zao e! oe mila fanamboarana le HLM , detsy taitra ry zareo fa miandry olona maty hono vao hihetsika ! dsl
11. booboo
(
22/01/2006 16:10)
nametraka fitoriana ny fianakavian-dreo dia efa eo am-pikararaka ny fampodiana ny razana any M/car ny Mutuelle de Madagascar. zay ny raha henoko farany.
12. Angie
(
23/01/2006 11:12)
Dia enga anie mba ho vita soa amantsara ny fampodiana sy ny fandevenana ny razana any antanindrazana.
Andriamanitra kosa anie hampahery ireo fianankaviana dia ho lasan'izay marina ny ratsy rehetra.
Andriamanitra kosa anie hampahery ireo fianankaviana dia ho lasan'izay marina ny ratsy rehetra.
13. fijo
(
26/01/2006 04:16)
azo toriana ny tomponandraikitry ny HLM momba an'io,saingy ela io vao misy tohiny.za efa herinandro taty aoriana vao naheno,nefa za mankany avignon isankerinandro.
14. bozimanga
(
15/02/2006 05:08)
efa tonga soa aman-tsara aty ny razana ary efa tsara levenanana ny maty fa dia mirary fiononana sy faherezana tanteraka ho an' ny fianankaviana manontolo.
16. fasaly
(
05/03/2006 09:38)
kally:
Naheno aho fa nisy an'io vaovao nampalahelo io nitranga tany Frantsa (tany Avignon), fianakaviana gasy (9 mianaka) no voalaza fa maty sempotry ny gazy karbônika.Mampalahelo sady any an-tany lavitra any,ianareo any angamba no afaka manome vaovao bebe kokoa.Mirary fiononana ho an'ny havany sy ny fianakaviany tavela.
fantako tsara ireo famille reo ry kally a!
ary tena nampalahelo mintsy.....mirary fiononana ho an'ny fianakaviana rehetra kou zay any madà any!