Setrim-pandavana (réponses aux objections)

41. jentilisa ( 25/01/2006 07:35)
Tsy voatery vakiana ao anie izany fa mba takarina avy amin'izay tsy voasoratra sy hampazava ny raharaha e! izaho izao niainga avy tamin'ny hoe zohy fieren'ny jiolahy! inona ary no nahatonga izay fitenenana izay?
42. marozevo ( 26/01/2006 00:46)
Io manakatra ny tsy takatra io ilay mahatonga antsika Malagasy mahandro takatra nony farany... Ny ahy kosa tsy takatakariko izany fa mba miezaka mikaroka aho kooo... Tsy feno akory izay vakiako sy alaliniko, nefa inoako kosa fa mba misimisy kokoa noho ny tsy misy.
43. jentilisa ( 29/01/2006 12:18)
ka izaho izany manaka-danitra ma ianao mandavaka tany koa inona moa! :wink:
44. marozevo ( 30/01/2006 00:33)
Dia iza izany no mankany amin'ilay zohy fieren-jiolahy lazainao. za mandavaka fotsiny...
45. marozevo ( 30/01/2006 01:10)
Aiza ary izay havako izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6261