Afera Bush & Chirac

1. kala ( 12/01/2006 11:54)
Tao @ trano fisakafoanana tany Parisy i Jacques Chirac nikaly maraina (vavolombelona zà:-D:-D) : kaoatry, kroisan, besandry, dobera ary kaonfitira no kaliny. Miam:°)
Niala any @'izay G. Bush nitsakotsako siligaoma sady avy de nipetraka teo alohan'i Chirac. Tsy fantany i Chirac oe frantsy fa de be fiavy ny anao lahy.
I Bush no avy de niseho nilay nitari-dresaka. Nohenoiko ny resany de toy izao.
Bush : Ny anareo ohanina daholo ny mofo?
Chirac (tsy de faly loatra ) : ie!!:x
Nabotsin'i Bush le siligaoma sady nanohy.
Bush : Izahay any Amerika, ny ao anatiny fotsiny no ohanina.Ny ivelany, atsofoka ao anaty kôntenera dia avadika ho kroisan (croissant)ary amidy aty Frantsa
Nanomboka rangitra i Chirac:evil:
De mbola nitohy le resaka
Bush : Nareo ny kônfitira ohanina miaraka à mofo???
Chirac : ie ! zany mihitsy ka.
Bush : Ny anay tsy mba zany fa ohaninay ny voankazo vao avy notazana ireny. Angonina ny hodiny, voany sy ny ambiny tsy lany atao anty kôntenera dia avadika hp kônfitira ary amidy aty Frantsa daholo.
Avy @'izay ary ingahy Chirac
Chirac ::lol::lol:: Nareo ve any Amerika mba manao firaisana ara-nofo?
Bush : ie sady matetika:*:*(l)(l)
Chirac : De ataonareo in le fimailo avy nampiasaina ireny??
Bush : Ariana ka! Tsy ilaina intsony (Sady nabotsiny indray le siligôma - ngeza les bulle an!)
Chirac : ny anay frantsay tsy mba zany. Rehefa avy ampiasaina ny fimailo de atao anaty kôntenera. Ary avadika ho chewing-gum ary aondrana any Amerika
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Bush :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:


novalian'i Veloo ny 29/01/2006 23:06
2. rpk ( 12/01/2006 12:39)
=))=))=))
3. rpk ( 12/01/2006 13:08)
=))=))
4. ari.malala ( 12/01/2006 13:18)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. pissoa ( 12/01/2006 14:09)
:-D:-D:-D
6. Veloo ( 12/01/2006 19:09)
tsara ho an'azy zay kle =))=))=))
7. pakopako ( 12/01/2006 20:03)
8. Vahinala ( 12/01/2006 20:53)
=))=))=))=))=))=))=))
9. jennifer2 ( 13/01/2006 02:13)
=))=))=))=))=))=))
10. Herimiafina ( 13/01/2006 02:16)
Averiko fa sipa le hoe fimailo kay silgôma kay, hehehehehe=))=))
11. revit ( 13/01/2006 03:41)
:^)
12. ari.malala ( 13/01/2006 05:38)
ô ry Herimiafina????=))=))=))=))=))=)) ts mahalala fimailo enao§?
13. mamzelkely ( 13/01/2006 06:15)
mampimé le blagy fa i herimiafina no mbola mampime ana koko=))=))=)) ra mba hainao mantsy ry herimiafina zany fimailo aa:-D:-D
14. Herimiafina ( 13/01/2006 06:19)
F'efa hita fa siligaoma zany knou, fa inona njay? hehehehehe=))=))=))=))
15. Vahinala ( 13/01/2006 09:01)
Hermiafina > =))=))=))=))=))
16. kala ( 13/01/2006 11:20)
Herimiafina kou tena tsy mahafaty fimailo k'letia.Sady tsy siligôma ange le fimailo no tsy sipa fa "chapeau de pluie pour le pénis" mazava ve? Zany we sady tsy hollywood izany no tsy Cindy Crawford.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Herimiafina ve neveu n'i Chirac sa Bush ê!
17. Veloo ( 13/01/2006 20:15)
fimailo ve kapoty e? za ko tsy mahalala knou :(
18. Herimiafina ( 14/01/2006 06:21)
fimailo siligaoma ry Veloo an, fa inona koa izany kapaoty kay? hehehehehe=))=))
19. pissoa ( 14/01/2006 18:37)
:-D:-D:-D
Herimiafina> kapaoty zany akanjo taloha ela be :lol:
20. Veloo ( 15/01/2006 01:23)
pissoa inn ny fimailo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0916