fanontaniana hafahafa
21. Vahinala
(
13/01/2006 08:41)
lilbon > Ekena !
Mitovy hevitra amin'ny ari.malala koa aho e, matetika tokoa anie rehefa misy ny ady sy ny disadisa d ilay iray hafa foana no omena tsiny voalohany e, nefa tokony manontany tena koa fa mba mety manana ny tsy zakany koa ilay iray ary mety avy aminao le mitaraina iny ohatra no nihandohan'ny fifamaliana na ny olana, dia mba mila mahay mifandefitra ary koa mbola averiko foana foana, mila mifampiresaka foana fa ny ady tsy mahavaha olana fa vao maika manitatra raharaha.

22. tyfoly
(
13/01/2006 15:46)
an,an raha ho anolona tena zatra mpifidy aloa d hafa ny fandehany e! fa raha hoatra ka tena miditra fa tiako ilay olona na d misy kilema sy tsotra aza , d betsaka ny olona voanizany , misy olona manararaotra ny fahalemen'ilay partenerany , misy koa aloa ianao mihintsy no mitady sy manao recherche ny olona ataonao anjara fa raha mijanona ao antrano koa aloa d tsy ahita e!, tsy we tsy mahita fa mihena ny chance ka aleo mba mivoaka mandeha mivavaka , boite,lanonana,miandry bus.....Ataovy anie fa tsy maintsy mahazo anjara foana e!, fa eo fotsiny we ho heureuse v ny tena sa ahona?
24. lilbon
(
18/01/2006 07:36)
vahinala > mandefitra ny tia c.à.d we refa tia enao d tsy sahy manao ze mampatezitra ny 1
fa refa tsy tia d tsy maintsy mahita tsy mety foana !leo foana !
concl:refa tsy tia , d iny olona iny no tokony mivaky we tsy tia tsony fa tsy manararaotra olona fotsiny :evil::evil:
ary rehefa tia de ataovy ze itazomana azy mandra-paha (l):(:cry:

25. Vahinala
(
18/01/2006 08:32)
lilbon > an3 tsy hoe refa tia dia mandefitra foana na misy zavatra tsy mety aza na hoe manao izay hahafaly ny iray foana fa manjary fiatsarambelatsihy indray ra zavatra tsy tianao nefa ekenao, fa rehefa mba miady fotsiny ohatra dia samy mieritreritra sy mandini tena aloha fa tsy avy d manome tsiny ny iray e. Fa rehefa ts tia kosa ndray aloha d inona moa no tokony mbola hampijaliana olona fa tsy miteny aminy fotsiny hoe tsy tia tsony e !
26. ari.malala
(
18/01/2006 13:12)
lilbon:
vahinala > mandefitra ny tia c.à.d we refa tia enao d tsy sahy manao ze mampatezitra ny 1
fa refa tsy tia d tsy maintsy mahita tsy mety foana !leo foana !
concl:refa tsy tia , d iny olona iny no tokony mivaky we tsy tia tsony fa tsy manararaotra olona fotsiny :evil::evil:
ary rehefa tia de ataovy ze itazomana azy mandra-paha (l):(:cry:
eny e, refa tena tia anie d mandefitra e, fa na zany aza adidinao no miteny an'ilay olon-tianao hoe izao no tsy tiako na izao no tsy tantiko, ampitoniana nefa fa tsy mivatravatra an :) d ts miray hevitra @nao za @ le we refa ts tia d mahita ts mety fôna, d refa miteny anao zany ny olon-tianao hoe ts tiko zao malala d lazainao fa ts tia anao tsony izy fa leo? aiza kosa eeeeeeeee! zay lei làna ny fifampiresahana anie e! mila mahay mifampihaino :)
27. lilbon
(
19/01/2006 03:25)
ari.malala,vahinala> 8O8Ony olona matetika refa tsy tia intsony de raha hataonao izy hoe :izao no tsy tiko aminao :x,na marina aza izay voalazanao:idea: de mahazo vali-boraingina 8-)enao.efa misy aliénation le fitiavana eo.:°)
raha mbola tena tia le olona de sur fa na enao aza no diso in1 1 de miezaka izy mi-comprendre.:}(l)
mahay miresaka :-*sy mifandamina foana ny couple(l)(l) rehefa samy tia :*:-*fa matoa tsy mety milamina io de efa mandeha ila izy zay fara faharatsiny fa interets:evil::evil: sisa no isainan'ny 1 farafahakeliny.

28. fijo
(
19/01/2006 21:14)
fahaizana mitondra azy ihany io e,raha vao manomboka kosa ve enao ,no mandefitra foana,tsy hoataon'n olona hitsaka foana le.
29. Jorobe
(
30/01/2006 16:50)
Misy resaka chance ihany aloha ilay izy e! satria raha misy zavatra tena be"paramètres inconnus" sy be "subjectivité" dia ny fitivana.Saingy izao kosa L'Homme se doit de créer sa propre chance......8)