taiza aby ny tany efa notsidihinao ?

41. kally ( 12/01/2006 13:56)
Dia mbola tohizana kely izany fa tsy ho voatanisa eto daholo fa tongava mihitsy indry aty ry Booboo dia aseho film sy sary ary tantaraina mivantana.Ny lavitra indrindra nalehako angamba no omeko eto :
Australie : Cairns sy Port Douglas : mafana ny ririnina any, sariaka sady miresaka be ny olona fa be voay be any ny mahakamo aminy.
Ny tapany avaratra andrefan'i Amerika:sarotra tantaraina ny hatsaran'ny voary any : ny tendrombohitra avo be, ny ala tsara be, ny farihy sy renirano tsara e!kilaometatra an-jatony maro anao irery ny arabe.
42. Nickovy ( 12/01/2006 17:02)
Dago: Tana (Arivonimamo, Mianinarivo, Analavory..., Antsirabe), Fianarantsoa (Ambositra, Ambohimahasoa, Andranomafana, Ifanadiana, Antsenavolo, Manajary, Ambohimanga Atsimo...), Tamatave, 10 pointe,
Ivelany: Italy (Rome, Milan, Naple, Roseto, Bologne, Padou...), Afrique du Sud (Johanesburg, Durban, Pietermaritzburg, Aliwal North...)
43. fijo ( 12/01/2006 21:02)
ny ahy aloha tana no tiako indrindra e.
44. felicia ( 12/01/2006 23:42)
za oa indray andro any te hanao tour n'ny dago...tao tana tao foana,rehefa mody moa dia ao ihany...:oops:
mahasadaitatra ihany hoe nahita tanin'olona be dia be nefa rehefa mba anontanian'ny olona hoe manao ahoana mada tsy hita izay avaly...:oops:
45. Veloo ( 13/01/2006 00:42)
dadabe a :-D:-D:-D za tsy mahay teny betsimisaraka akory atramin;izao tena nanenina be lesy za ko mi-compre fa tsy mahay miteny...:(
46. booboo ( 13/01/2006 11:17)
kally > dia ho avy tokoa moa zà !
47. Mifenty ( 13/01/2006 11:43)


za ndray reto de eo am zarindain'Ambohijatovo no mba falehako.

Refa antoandro iny eo dia ery am le tany malalaka ery misy manao pétanques. Ny sasany moua dia mamonjy alokaloka ambanin'ilay hazo ireny no sady misakafo eo.

Misy toera tsy dia tsara loatra koa ao satria eo ny tsy manana lava-piringa rehetra no manao ny ataony.

Zany ny zaridainan'ambohijatovo aminy.

Mbola b ny azoko tantaraina ny momba azy fa dia atreo klou e.


ao antananarivo no misy ny zaridain'Ambohijatovo ho an'izay tsy mahalala, ary any amin'ny firenena antsoina hoe Madagasikara izy. Miteny gasy ny ankabiazan'ny oul mandalo eo.
48. Veloo ( 13/01/2006 19:17)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469