taiza aby ny tany efa notsidihinao ?

21. Samoana ( 11/01/2006 09:07)
Mahajanga: mahatamana na mafana aza fa feno mokinazy sy manga ! Indrisy fa marikivy ny rano fisotro
Toamasina: matsiro ny coco ranony sy ny atiny malefaka miampy tsikitsikin'ny mpivarotra. Ngôdabe ny trondro vangoina any @ restô ! Indrisy fa feno gabone daba manimba orona
Moramanga:mitety tsena sy maka rivotra Andasibe . Malomaloka loatra ny andro ka mampalemilemy tsy te hietsika firy
Bira: Tanàna miraikitra am-po tsy mety lo fa feno tantara nanodidina ny gara !!
Fandriana: Tanàna mangingina mampilamin-tsaina ankoatry ny alina hampitahorana anay matotoa
Barcelone: misy ekipa mpanao baolina hanisan'ny tiako ka nitsidihina ilay tanàna. Matsiro koa ny paella saingy ny fatoriana no sarotsarotra hita indrindra raha tsy mahay miteny spanish !
Roma: Pélérinage nahafinaritra. Nahitàna toerana efa fahagolan-tany. Nahitàna ny papa Joany Paoly2 na tsy mitovy firehekevim-pinoana aminy aza ny tena.
Izay aloha no tadidy....
22. Vahinala ( 11/01/2006 11:44)
Ny ankamaroantsika zany efa samy tany am faritry Toamasina sy Majunga ary mianatsimo in daholo e ! Ary iza no efa tany amin'izao Ilakaka zao e !
23. dadabe ( 11/01/2006 12:42)
vahinala> rehefa makany toliary anie de mandalo any ilakaka e , tanana nandroso tao anatin'ny 2 taona (miracle ) efa misy mosquee goavana sahady aza ao , de efa tafiditry ny JIRAMA sady raim be de mandroso a
24. Vahinala ( 11/01/2006 12:51)
dadabe > Ka za tsinn le nianatsimo hatreo Ihosy fotsiny ko, fa efa reako aloha hoe tena nandroso vetivety izy ao zao e !
25. dadabe ( 11/01/2006 13:19)
nefa raha nadeha kely indry de tonga tao ilakaka
26. Vahinala ( 11/01/2006 13:32)
dadabe > tsy ampy nanaovana lasantsy tsony ny vola klé efa lany tamin'ny hanina sy bex daoly ary ny hotely ! :-D:-D
27. dadabe ( 11/01/2006 13:53)
kayy le ngah ndry moa misotro BEX ??? humm de mahalany firy ???hummm :wink:
28. Vahinala ( 11/01/2006 13:54)
dadabe > hummm misy milay otrany bex gasy ndray ve !
29. dadabe ( 11/01/2006 14:07)
humm izany a!! ary tsika mitsam irery anie hatraty ka hatrary e :-$ :wink:
30. zoara ( 11/01/2006 15:05)
zah mandeha matetika any martinique,baie de thalémont akaiky ny le françois,ny tena tiako any de le izy mampatsiarotsiaro an'i madagasikara: sakafo sy voankazo, ny fandroana @ baie de joséphine,ny tsy tiako any ny lalana be virage,ny toetran'ny mpamily,hotran'ny excité be zany ry zalahy rehefa mitondra fiara,zah tena tsy sahy mitondra mihitsy rehefa any,de le mi-garer n'importe où.akoatr'izay tiako koa carnac hors saison,anao irery ny plage,raha avy eny saint colomban ho any carnac ville ano irery ny lalana....itiavako an'i paris kosa de le fanaovana shopping fa tsy mijanona ela loatra...
morondava,belo/mer,mahabo,ankilivalo,bezaha atsimo,betioky atsimo,belamoty ireo no tsy foiko
31. diamondra27 ( 11/01/2006 16:27)
o ry booboo a! za ky mi- voyage isanandro eto @ internet na aiza na aiza a! misy toerana tsara mihitsy sady mahalasa rêve, tsy haiko hoe inona no mahasamy hafa azy @ ze tantarain'ny namana afa tsy hoe angaha expérience ny tsirairay , fa raha io no tantaraiko eto de tsy ampy ny page, lasa midongy be za!

De ahitana temperature sy ny actualité sy resaka sakafo ze rehetra tiandry e!

Andramo ange e!
32. Vahinala ( 11/01/2006 16:28)
dadabe >:-$:-$
33. watafon ( 11/01/2006 17:39)
dadabe, tsy avy ao za fa mahafinaritra ahy ao e! mora fiainana no sady tiako le climat e!
34. Veloo ( 11/01/2006 20:20)
za ko efa tany tomasina.. tany za no nipetraka kale...zay ihany no nadehanako :-D:-D:-D
35. fijo ( 11/01/2006 21:11)
maro ihany ny efa hitako fa za tsy dia mitsidika inona loatra fa le miara mikaly ihany no tena tiako
36. dadabe ( 12/01/2006 02:07)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 11-01-2006 21:39:45
Lohateny : Re : taiza aby ny tany efa notsidihinao ?
dadabe, tsy avy ao za fa mahafinaritra ahy ao e! mora fiainana no sady tiako le climat e!

okay aza e, mora fianana marina anie ao @ tanana ao e
Mpandefa : Vahinala [ Valio ] 11-01-2006 20:28:58
Lohateny : Re : taiza aby ny tany efa notsidihinao ?
dadabe >
Miverina ery ambony


:*:-$
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 12-01-2006 00:20:40
Lohateny : Re : taiza aby ny tany efa notsidihinao ?
za ko efa tany tomasina.. tany za no nipetraka kale...zay ihany no nadehanako


andrio lahaly aro ??tsara bi migna fa notsafa tahin'Andriamnitra, ka manakory aby za-madinika ?
37. felicia ( 12/01/2006 03:40)
booboo:


Za aloha ry baboo dia tena mandehandeha be amin'ny asako:france ,belgique,suisse,la reunion,allemagne,autriche,montenegro,espagne,italie,new york,las vegas,prague,egypte,grèce,ile maurice,albanie....fa ny tena tiako ho hiya tsra dia madagasikara.tena hitako hoe nofa be hoe gasy petaka be aho nefa tsy nahita tany betsaka any...dia j'aimerai aussi voir l'australie et salvador de bahia en brazil...passionée amin'ny capoeira sy ny smba mantsy e....8)












Namaky reny carnets de voyages tany @ sites hafa zaho fa tsy nety nahita raha na iraika aza @ teny gasy. Nefa mino aho fa betsaka ny gasy no tia mizaha tany sy mandeha vacances ankoatra ny any ambanivohiny.

Zarazarao hoe taiza aby ny efa notsidihinao, inona ny raha notsidihinao tany, ny nahaliana anao, ny fombafomba any sns.







38. diamondra27 ( 12/01/2006 06:40)
akory lahaly?
akory aby ny ato o!
ino maresaka hariva ny sabotsy e!
39. Vahinala ( 12/01/2006 07:30)
dadabe > Ampianaro an'izany fiteny zany ndray aloha e ! :*:*:*
40. booboo ( 12/01/2006 10:15)
Misaotra aby aby an'izay efa nitantara dia mbola tohizo ihany ho an'izay mbola manana tohiny ho tantaraina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4246