Sinoa maka sary
62. pissoa
(
17/01/2006 12:35)
Andray, zah mba namelo-maso ny anaran'i dadabe fa dadabe ve dia ho hadinodino foana eto @ serasera :-*:-*
66. pissoa
(
19/01/2006 13:41)
Ny hasarota-piaron'veloo tena tafahoatra mihitsy!
Zah anie retsy zafikeliny ao @ Tompo e :-*:-D:-D:-D
Zah anie retsy zafikeliny ao @ Tompo e :-*:-D:-D:-D
67. Veloo
(
19/01/2006 19:40)
8O8O8O
za tsy manin zany ka aza be eritreritra nareo dahy e hahahahha:-D:-D
za tsy manin zany ka aza be eritreritra nareo dahy e hahahahha:-D:-D
71. pissoa
(
20/01/2006 14:43)
Hihihi - yonika, zah zafikely ao amin'ny Tompo moa i Veloo tsy haiko kah :-D:-D
dadabe :roll:
dadabe :roll:
72. Veloo
(
20/01/2006 20:00)
yoni tsy misy hifanarahana ka..
Pissoa inn ndray no ataoko ato? tssssssss afaka maka an'i dadabe doly zay ti knou i yoni ary tsy saro-piaro akory knou :-D:-D:-D
dadabe :twisted::twisted:
Pissoa inn ndray no ataoko ato? tssssssss afaka maka an'i dadabe doly zay ti knou i yoni ary tsy saro-piaro akory knou :-D:-D:-D
dadabe :twisted::twisted:
74. pissoa
(
21/01/2006 13:16)
Veloo> Tsy saro-piaro ve i yonika dia manararaotra doly ny kil :-D:-D
dadabe> :-*
dadabe> :-*
80. sasa
(
23/01/2006 11:08)
hi hihihihihi hi izy daholo ve izany ry bedada :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D