Sinoa maka sary

21. Herimiafina ( 08/01/2006 21:39)
Fa maninona hoa ny sinoa no kely maso izany daholo e? hehehehehe:-D:-D
22. Veloo ( 08/01/2006 22:10)
satria tsy voadidy tsara ny maso t@ teraka ry zareo =))=))=)) na nisy lakoly dia tsy afaka intsony =))=))=))
23. Herimiafina ( 08/01/2006 22:14)
an3, tsy izany kosa kah, fa tena kely maso daholo ry zareo ao antanana de gaga be zah hoe fa nahoana ary klé, de manaranaka anie le izy e, misy zananay bedabe koa de kely maso daholo, de misy bebe sy dadabe de kely maso daholo, kozy e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. marozevo ( 08/01/2006 22:56)
Ary el'isany ve efa nahita sinoa namaky boky ? Ny azy le'ty ataony akaiky kelin'ny masony ny taratasy vakiany ah. Dia hoy izy hoe "izahay tsy mba ohatanaleo fa ny masonay kely ka lehefa manolata na mamaky talatasy dia tsy maintsy atao akakiky kely toy izao".
25. ari.malala ( 09/01/2006 05:27)
dadabe:

ary mba taiza ary ity toerana ity kle ???!!!!


aokanareo kosa ny sinoa rangah aa :evil::evil::evil:



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D saropiaro @ sinoa ndray ny sasany:-D:-D:-D:-D:-D
26. mamzelkely ( 09/01/2006 08:51)
:-D:-D ka le sinoa kosa anie tonga omen ny style maingoka mits refa makasary eee:-D:-D
27. lapino ( 09/01/2006 11:34)
:-D:-D
Ary lery ihany izany no naka an'io sary io? Danzz be ihany ilay vue de face mitongilana kely kle! :roll:
28. dadabe ( 09/01/2006 15:26)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
29. pissoa ( 09/01/2006 16:15)
mamzel, =))=))
30. diamondra27 ( 09/01/2006 16:42)
dadabe, veloo: le eo @ plce parc du jardin io nga tsy mbola hitanareo? beijing
31. Veloo ( 09/01/2006 19:41)
diamondra a zany ve? za mbola sy nande tany ka...
dadabe zany hono lesy a njy nga mbola tsy nande tany? hihih:-D:-D
32. sasa ( 10/01/2006 04:22)
:-D:-D:-Ddadabe elah kou izao rehefa maka sary d otran'io ve?:-D:-D:-D:-D
33. pissoa ( 10/01/2006 05:21)
zany mihitsy angamba no maha-tezitra azy eo ry sasa ah :-D:-D:-D
34. zarbi ( 10/01/2006 06:52)
tena maka sary lery sady azo ny ambany ao ariana no azo ny eo aloha manana appareil 2 razoky @ io
potika lesy le jo
35. mamzelkely ( 10/01/2006 07:24)
zay marina ngamba no mahatezitra an dadabe fa ôtran'izao ko izy refa makasary :-D:-D

dadabe:-* hihihi aza tezitra waaaaa toi:-D
36. Veloo ( 10/01/2006 20:04)
mamzel a tssssssss aleo iny ho tezitra fa mahasosotra :-D:-D
37. pissoa ( 11/01/2006 05:53)
Hita wa ry Veloo :-D:-D
38. ari.malala ( 11/01/2006 12:20)
andray aokanareo kosa i dadabe e, dadabe mou ts mahasosotra izany ooooo :-*:-*
39. Veloo ( 11/01/2006 19:24)
ari :roll::roll:
40. pissoa ( 12/01/2006 05:29)
ari :-w:-w:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2056