"SOLDE"
21. Veloo
(
09/01/2006 20:18)
tsy itako ndray aloha ny maha ratsy an'ny solde e. Mahavita manao economie be mihitsy sady za ko tia mandeha mividy zavatra en solde. Za aloha aty dia tsisy afa tsy akanjo en solde fona no vidiko a ary tena bonne be mihitsy zavatra lafo be azoko 20, 30 dollars an tiko ka...:wink::°):°)
22. Vahinala
(
09/01/2006 21:30)
Veloo > za koa d mitovy amindry, sady za tia anireny de marque reny ny akanjo ka rehefa ahafahako mividy mora kosa ve ts bonn e ! Eviter na fotsiny le 1ers jours fa tena ts possible le oul sasany any, mifanitsakitro mintsy e !
Herimiafina > D refa voavidianao le magazay rehetra d ataovy soldes aty aminay ndray le entana ao an ! :-D:-D:-D
Herimiafina > D refa voavidianao le magazay rehetra d ataovy soldes aty aminay ndray le entana ao an ! :-D:-D:-D
24. Vahinala
(
11/01/2006 13:57)
D mazotoa daholo zany ny akama rehetra zay mamonjy soldes fa nanomboka androany izy zay e !
25. Veloo
(
11/01/2006 20:07)
vahinala a ie wa retsy a - tssssssss za rets tena manao economie be a...sarotra ny mitady vola knou :-D:-D:-D
fijo a tena marina ny anjy.. nga njy ko mpande pijery solde mazoto retsy a :-D
fijo a tena marina ny anjy.. nga njy ko mpande pijery solde mazoto retsy a :-D
26. vale
(
11/01/2006 20:24)
fijo:
misy elanelany be kosa raha mahay mijery tsara ka
fijo> tena izay minhintsy! sady tsy hitako izay maharatsy ny solde araky ny tenin'i veloo sady adala ngà ny vôzà miteny ilay hoe "achats malins"....:roll::{
27. Vahinala
(
11/01/2006 20:31)
Za zao rampitso vao hiazakazaka be ho any fa mba misy fotaoana kely !
28. rakekely
(
12/01/2006 09:02)
tsy probl daholo izany eh
fa raha ny vehivavy no solde no tena ratsy
fa raha izay voridamba sy kilalao tsy maninona, safidy ho an'izay te-hamonjy azy ihany io
fa raha ny vehivavy no solde no tena ratsy
fa raha izay voridamba sy kilalao tsy maninona, safidy ho an'izay te-hamonjy azy ihany io
31. Vahinala
(
12/01/2006 21:05)
Za zao avy nijery soldes d nahita bottes za de faly beu satria le tena modely mba notsiritiko mintsy no azoko sady ny vidiny tena "ça valait le coup" hoy ry zareo vozongo reto ! Mazotoa ry reto ze mbola ts tany an !
33. kala
(
13/01/2006 11:08)
Za sy kally aloha to mitady hitovy hevitra ê! Ne anà, rehefa tiako na solde na tsia : onivà sika ry kala an!
Fa dadabe aloha de misenina foana rahefa tsy:evil::evil::evil::evil::evil::evil: be.
Zà aloha tena tsy doia miraika à le mifarombandrombaka io na eny @ solde na zavatra hafa. Reveko milam sy @ fotoana mampety azy ny anà. Tsy vitako le mifanisika ê! Sady ny le mifandona @'ol tsy quoi loatra fa izy voadonako nomanao aïe!aïe!aïe!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

36. fijo
(
18/01/2006 20:46)
fasaly,kiiiiii,ka le akanjo anie mameno toerana fotsiny nefa tsy hita hoe hoanaovana impiry e.
37. didax
(
23/01/2006 20:17)
tsisy tokony hataitra nareo @ zany fa samy manana ny tianay ny olona ka aza mba miditra rehefa tsy mavita sy mavidy de mendrasa izay tianao ok!
39. fasaly
(
27/01/2006 15:50)
oujyyyy taitsa tampoka nahita an'i didax tonga fofona be avy any:^):
:-D:-D:-D
hitako no ytoran'ny hehy i veloo
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
hitako no ytoran'ny hehy i veloo
:-D:-D:-D