"SOLDE"

1. fasaly ( 06/01/2006 07:30)
Andron'ny solde ndray zao, fihenambidy hono,
nareo ve tsy mahatsikaritra fa rehefa solde iny de misy mahintsy minadry varavarana vao maraina eo, misy lasa kondrakondrana otran'ny adala mintsy amin'io solde io....na ao am magazay ao aza de mifandrombaka na ny eny antananao mbola hitan'ny sasany roritina ihany!!!tena mampiakatra ny nerfs mintsy ndraindray, zà alou tsy de tia mamonjy an'io raha azoko eviter-na
2. Vahinala ( 06/01/2006 08:50)
Tena marina aky nendry a, misy ireo vehivavy dia tena matin'ny lamaody loatra e, za aloha mba mijery ihany indraindray e, fa za kosa tsy hamono tena amin'io kosa an. Fa roviana aky izy io hono no manomboka ?
3. vero ( 06/01/2006 08:55)
Ny ahy indray dia avant les soldes(avant 11 01 06) dia efa vitaiko ny achats rehetra. Sady tranquille ny tena no mbola betsaka ny choix. En plus, ny reduction jusqu'à 50% . Dia bonne soldes daholo.
4. fasaly ( 06/01/2006 09:32)
vahinala: ny aty aminay zao efa manomboka pendant tout le mois de jvanivier ity! fa de vao mahita lay olona romborombotra be zà de aleoko mitsoaka fa enao kou no ho lasa gagà ao!!!!:lol: misy alou hoe ça vaut le coup raha ireny entana marika ireny fa mampikorotana be lay olona mifandrombandrimbaka be de tena aleoko mila klou;..
5. dadabe ( 06/01/2006 11:48)
[center]ary mpivarotra aby kay ny olona ato kle[/center]
6. mandrindra ( 06/01/2006 12:16)
inona no hamidiny ry dadabe fa sao dia mahasoa ny namana ?
fasaly, io solde io indray dia aretinareo viavy io, vorodamba ve no hifandritahana eran'ny tanana, izay angamba no ef ao anatin'ny gene :D
7. Bariry ( 06/01/2006 13:12)
fasaly : lasa solde daholo izan ny atmoshère rehetrareta...:P
8. Vahinala ( 06/01/2006 13:40)
fasaly > Reako tam télé aky fa toa am erinandro ny anay no manomboka, misy intéressant ihany aloha fa tena na izany aza aleo tsy mahazo toy izay amin'ilay andro fitombohany iny no mande akie, tonga amin'ilay tenidnriko hoe otrany lasa adala zany daholo le oul ! hiiihihihi
9. vale ( 06/01/2006 15:27)
fasaly:

Andron'ny solde ndray zao, fihenambidy hono,
nareo ve tsy mahatsikaritra fa rehefa solde iny de misy mahintsy minadry varavarana vao maraina eo, misy lasa kondrakondrana otran'ny adala mintsy amin'io solde io....na ao am magazay ao aza de mifandrombaka na ny eny antananao mbola hitan'ny sasany roritina ihany!!!tena mampiakatra ny nerfs mintsy ndraindray, zà alou tsy de tia mamonjy an'io raha azoko eviter-na


ka ny magasin sasany aza retsy après minuit dia misokatra izany oe ny daty 1°ny solde iny! fa efa olona fotsiny ny miandry eo! ary ny mampihomehy le vao misokatra le rideau vy fa aiaiai fifanoseahana re izao! tiko lazaina izany oe adin'ny matanjaka ihany! mmmmmh:roll:
10. vale ( 06/01/2006 15:30)
mandrindra:

inona no hamidiny ry dadabe fa sao dia mahasoa ny namana ?
fasaly, io solde io indray dia aretinareo viavy io, vorodamba ve no hifandritahana eran'ny tanana, izay angamba no ef ao anatin'ny gene :D


mandrindra>tsy de oe ny voridamba iany fa ny entana ko solde ange ko tsy aleo ve hararatina e!
11. fasaly ( 06/01/2006 19:00)
mandrindra:

inona no hamidiny ry dadabe fa sao dia mahasoa ny namana ?
fasaly, io solde io indray dia aretinareo viavy io, vorodamba ve no hifandritahana eran'ny tanana, izay angamba no ef ao anatin'ny gene :D


mandrindra: tsy vorondamba ihany no hatao solde ange fa na ireny appareils reny aza e! fa hitako tam tele fa tena miandry ohatra ilay milahatra vary taloha reny eo am devant ny magazay de vao miskatra lay izy de tena ouuuuuuuuupalà!...
12. fasaly ( 06/01/2006 19:03)
zà rehefa mifarana mparana iny ny solde vao mandeha fa mbola mahita ihany ka! fa lay vao manomboka tena grrrrrrrr!:twisted: be mahintsiny.
ny télé ilay ultra plat reny zao tena nifandrombahana be mahintsy tao am cora tao de naleoko nitsoaka fa tssssss....boda ny lohako marina e! reny ndray mantsy zao ny lamaody de tsy maintsy manana an'io daholo ndray....
13. Vahinala ( 06/01/2006 19:54)
Zay mintsy aky no fanao an, miandry 1 semaine après aloha fara faharatsiny fa mbola mahita ihany e, nena otrizany tam soldes d'été farany teo fa nahita ze mba nilaina sy tsara ihany ka, sady antoniny ny vidiny indrindra fa le de marques reny !
14. fijo ( 06/01/2006 20:39)
tsara hividianana fitaovana hilaina ao an trano io ka.fa raha akanjo kosa aloha,tsy handaniako andro any e
15. Vahinala ( 07/01/2006 12:50)
fijo > tsy voatery ho akanjo na lamaody ihany kan,ny zavadrehetra mintsy na ny ao antokantrano aza fa zany hoe nena klou ny akanjo no mahamaika ana e, za ts mbola mila fitaovana antokantrano aty tsinn ko.
16. kally ( 08/01/2006 20:49)
Ny ahy indray ry reto rehefa misy tiako sy manaitra ahy na solde io na tsy solde dia amin'iny aho no mividy .Fa misy olona adaladala anie dia hoe solde dia vidiana na tsy antonona akory aza fa hoe mora dia ampirimina fotsiny avy eo.
17. Herimiafina ( 08/01/2006 21:43)
Fa aiza misy solde ry zareo? aiza izany fa tonga de vidiko hatramin'ilay magazay mahintsiny, hehehehe:-D:-D
18. pissoa ( 09/01/2006 07:32)
Kally > dia amidy atao solde indray avy eo le tsy atonona angamba :-D:-D

Herimiafina> De le mpivarotra koa :-D
19. Vahinala ( 09/01/2006 08:31)
Mampmé ana nareo reto an :-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 09/01/2006 08:59)
kally= zà kou otrani'zay mahintsy.....
tsy de misy diferansa firy amiko sauf hoe entana be ilaina ao antrano achéko mahintsy raha ça vaut la peine e....
hery ny ahy ato alezfako solde daholo lay efa novidiko solde aky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744