teny mamy iray

21. nyeja ( 10/01/2006 13:41)
lapino>misaotra anao mahazo ny tiako ambara
ravatorano> :-D ianao koa mampihomehy mba vakio moa ilay tononkalo nomeko anareo mianaka iny e
22. akamatiana ( 10/01/2006 18:50)
nyeja > :) tsisy fisaorana akia a!!
23. lapino ( 10/01/2006 21:45)
nyeja: mbola nila fanampim-panazavana fa tsy takatro iny :). Dia misaotra anao koa nijery ny hevitro momba ilay endri-pitiavana nasehonao.

Fa misy zavatra iray mbola tsy azoko ny momba an'ilay kintana kely :wink:
24. nyeja ( 13/01/2006 10:49)
25. lapino ( 15/01/2006 14:38)
nyeja: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb9afea74a0#m43bb9ec93c078

Jereo ange ry nyeja ity dinika iray ity, vao roa fotsiny aloha no valin-kafatra eo, fa mbola mitohy ... http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43ca2cb043882
26. nyeja ( 17/01/2006 10:02)
ok aza e fa ilay resaka kintana asa na izaho tsy mijery tsara fa tsy hitako ange ilay izy e hihihi
27. lapino ( 17/01/2006 11:23)
lapino tery ambony tery:

raha any aoriana anie aho, *
tsy inoako ny fitiavana,

Tsy nisy fanamarihana hadino ve eo amin'ilay kintana kely? Ohatra ny hoe diso position izany manko, ka aiza moa? :wink: :-D:-D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1274