"Ahoana re ny hitranga @ 2099 e"
41. Vahinala
(
06/01/2006 20:02)
O ry reto an, misy ange le fitenenana hoe eritrereto aloha ny fiainanao androany fa demain sera un autre jour e ! Ra za koa aloha d mbola tsy te hiasa saina be amzay mety hitranga afaka 93 taona any e ny fiainako zao aza mbola manahirana ahy koa, raha mbola velona amzany d any mahita izy e, dadabe kosa ry reto mbola matanjaka an ! :lol:
43. fijo
(
06/01/2006 20:18)
manahy ihany aho lereto fa,tenatsy harako intsony izay vaovao teknolojika mitranga ka ho very eto ihany noy hiafarany.
44. cheboman
(
07/01/2006 03:20)
2099 izany anie afaka 93 @izao
ny fitsaboana izao efa mandroso be, ny cancer ary efa manomboka ahitana fanafodiny http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/cancer/articles/9068-cancer-medicament-angiogene.htm
i zaranaina efa mihetsiketsika @ fitsaboana ny sida :?:
sns tsy voatanisa eo @ sehatra fitsaboana
t@ mbola badraodra ary ny fitsaboana misy ny olona mahatratra 120 taona
raha samy tsy nijery afa tsy izay ihainany anio ny olona rehetra hatramin'izay dia na itony internet sy solosaina ampiasaina itony ary angamba tsy ho nisy
fahendrena sy fomba fitenin'ny malagasy hatramin'izay ny hoe mitsinjo ny taranaka any aoriana fa tsy hoe efa ho faty aho amin'izany
raha mamindra eny andalana ka ny lohatongotra ihany no jerena dia mety hidona amin'ny pôtô ny hiafarany :lol:

45. lapino
(
09/01/2006 11:21)
cheboman:
azo itarafana izay hitranga @ 2099
http://www.vieartificielle.com/article/index.php?id=0998
http://www.automatesintelligents.com/labo/2005/dec/cerveaudansuneassiette.html
ho an'ilay sarotra aminy ny mamaky teny gasy lava be dia teny frantsay io
ho an'ilay kamo mamaky lavabe na teny gasy na vaza dia ny titre fotsiny vakina dia avy eo mijery sary.... (na tsy makany mintsy :-D )
Vao nijery robocop za omaly, kely sisa :)