"Ahoana re ny hitranga @ 2099 e"
21. lapino
(
04/01/2006 18:41)
Fiffi: voan'ny xxx! ianao ange no tsy mahita ny antony fa izy mahita e! Avelao fotsiny ho am'zao. Dia azafady raha toa nanafintohina anao ilay fomba fiteniko :wink:
Hery: Raha maminavina ny 2099 isika dia mety ohatra an'i Emiha maminavina eo amin'ny land rover-n'i mompera hoe "ohatra ny ahoana izany an-dafy?". Saingy isika tsy ho tonga amin'izany 2099 izany hanaovana hoe "nifankaiza tamin'ny noeritreretiko?". Fa na izany aza tsy maninona mandrevy :)

22. xxx
(
04/01/2006 19:38)
Ilay resaka izany dia hoe ohatra ny ahoana ny zavatra hiainan'ny olona amin'izany afaka 100 taona eo ho eo izany, fa toa mandroso haingana be ny teknolojia?!
Dia mba ahoana no fiheveranareo azy? Ny fisaintsainako azy efa io fa ohatr'ohatra ny ahoana ny anareo?
Hery: mety ho tsy voasainantsika ilay hoe ohatra ny ahoana, kanefa mba nahaliana ahy ihany ilay eritreritra teto, dia heveriko fa tsara koa raha mba tairina kely ny lafy visionnaire amintsika. Ilay izy aza somary déterministe ihany raha hanaovana pronostika noho ny PMU na fanamby amin'ny baolina. Sao koa dia mba misy stratège ihany manko ireo miteny gasy ka hahitany hevitra, raha azo atao ny tsy hiandrasam-potsiny an'ilay hoavy ho avy.
Mety misy ampahany amin'ilay an-dafy marina ange tsinjon'i Emiha eo amin'ilay land rover e, indrindra raha efa niditra tao anatin'ilay fiara izy. Na ny mandeha mafy, na ny confort, na ny sophistiqué aminy. Afaka manao extrapolation koa izy na tsy ho hitany amin'ny fomba exact aza.
--------------------------------------------
[Haoro sozé] Momba ny xxx: be dia be ny antony mety tsy hilazana pseudo fa tsy resaka "personnel" fotsiny, saingy tsy hiresaka an'izay aho. Fa maninona koa anefa moa ny miresaka amin'olon-tsy fantatra? Mba adihevitra madio amin'izay fa tsy miharo adiolona, mba tsy misy "à priori" sy "préjugés", na koa ps mba tsy jerena amin'ny loko tsy mifanaraka aminy! (Aza raisina indray hoe izay no antony, fa eritrereto fotsiny hoe maninona tokoa moa). Ny tiako tenenina hoe: aza ilay anarana no jerena fa ilay resaka, saingy fohy loatra no nilazako azy teo :)

23. Veloo
(
04/01/2006 20:12)
za kosa ry reto tsy mechante a tena marina mihitsy io lazaiko etsy ambony etsy knou tena mahafanina rehefa lava... efa sarotra ahy mihitsy ny mamaky teny gasy lava be...
Mba miteny ny hevitro fotsiny za knou :roll:

24. fijo
(
04/01/2006 21:02)
ny fanontaniako dia izao.izahay tsy mahay ordi itony izany ,dia inona sisa no hilana anay?
25. lapino
(
04/01/2006 21:32)
ity indray misy resaka "fiction" momba ny fitsaboana, fa misy bandy professeur amerikana momba ny "nanorobot médical" izay tena resy lahatra fa possible ilay izy sady faisable, ary efa nanoratra boky tomes 2 lery manazava momba an'le izy, ary mbola misy tomes 2 hafa miala hono any.
Ny nanorobots dia robots kely mitovitovy halehibe amin'ny molécules, ka afaka komandiana araka izay ilaina hanatanterahana fitsaboana. Ny asehony eto dia fampiasana an'ireo nanorobots ireo hanao sondes amin'ny tenan'y olona, ary hampisehoana écran tactile eo amin'ny hoditry ny olona ihany hahafahana manara-maso an'ireo paramètres momba ny fahasalamana: glycémie, mari-pana, sns ...
http://www.futura-sciences.com/news-silence-mon-corps-me-parle-ecran-sous-peau_7373.php
Jereo koa ity video ity mampiseho an'ilay eritreritra raha manana ADSL ianao (~10Mo): http://www.nanogirl.com/museumfuture/images/dermal.mov
http://www.nanomedicine.com/NMI.htm ilay boky volume 1
http://www.nanomedicine.com/NMIIA.htm ilay boky volume 2
Asa izay ho fipetrak'ireny, fa sady mampanantena no mampatahotra ihany koa.
fijo < ianareo mpahay lalàna, ianareo no mifehy ny rehetra rehetra, mety ho avy any aminareo no ivoahan'ny baiko hoa aiza no hitodihan'ny fikarohana sy famokarana sns ... Ny ordi (sy ny hafa) ange iny amboarina mba ho afaka ampiasain'izay tsy mahay azy e! Tsy misy ahiana ny amin'izay.

28. fasaly
(
05/01/2006 05:23)
Fiffi:
jentilisa: an3 , tsy hoa tsy fahazotoana mamaky boky fa raha vao mahita ny dinika ka miafina @ xxx @ izay koa lava be ilay izy de kamo be mamaky azy.
cheboman: tsy azonao ny inona marina moa ? ka lava loatra ange ilay izy e! zaho aloha tonga de mamaly hoe lava loatra ka mahakamo be mamaky azy e! indrindra koa tsy misy antony hiafenana @ xxx sa tsy izany akia ry Vahinala ?:-D:-D:-D:-D:-D
ny ahy ny lohany kley fotsiny no novakiako de novaliako araka iny teo hihihi!
30. hery
(
05/01/2006 05:39)
fijo:
ny fanontaniako dia izao.izahay tsy mahay ordi itony izany ,dia inona sisa no hilana anay?
Inona no ilàna an'i Emiha amin'izao fotoana izao? :-)
Ilaina kah... mamboly, mahandro, mamafa ordi, mibata ordi rehefa hanao installation, manao gardien-na ordi sns...
31. pissoa
(
05/01/2006 05:46)
Lasa lavitra koa anie ny eritreritry i xxx izany e!
Tsy manan-keivtra be, fa araka ny tenin'i Hery hoe ho avy tsikelikely io fa tsy mitsambikina ... dia aleo izy ho avy e.
fijo > aza matahotra :-D

32. Vahinala
(
05/01/2006 07:50)
pissoa:
Lasa lavitra koa anie ny eritreritry i xxx izany e!
Tsy manan-keivtra be, fa araka ny tenin'i Hery hoe ho avy tsikelikely io fa tsy mitsambikina ... dia aleo izy ho avy e.
fijo > aza matahotra :-D
Hiihii six mintsy pissoa an, ny hoavy mbola tsy hay any ve no atao hampiasa saina be dieny izao nefa ny fiainana amin'izao fotoana aza efa tsy hita izay hanaovana azy, tena lasa lavitra ny eritreritra ilay namantsika io fa dia dia tokony hoe aleo handeha ny tantara d ho hita eo ihany e, sa ahoana !
33. pissoa
(
05/01/2006 08:22)
Vahinala an, tsy dia izay loatra ilay tiako tenenina. Raha tsy alefa any mialoha ny eritreritra dia lasa any aoriana ka tsy hahita fandrosoana. Fa ny saiko fotsiny no tsy nandeha tamin'izany 2099 izany.
Ny hilana an'i fijo amin'ny 2099 ve ireo sa ny hilana an'i Emiha? Tsy azoko tsara :roll:
Fa tsy dia izay loatra angamba raha ny hevitro, fa hoe misy ny mpanamboatra, dia misy ny mmpampiasa e.
Hery:
Inona no ilàna an'i Emiha amin'izao fotoana izao?
Ilaina kah... mamboly, mahandro, mamafa ordi, mibata ordi rehefa hanao installation, manao gardien-na ordi sns...
Ny hilana an'i fijo amin'ny 2099 ve ireo sa ny hilana an'i Emiha? Tsy azoko tsara :roll:
Fa tsy dia izay loatra angamba raha ny hevitro, fa hoe misy ny mpanamboatra, dia misy ny mmpampiasa e.
35. cheboman
(
05/01/2006 22:11)
azo itarafana izay hitranga @ 2099
http://www.vieartificielle.com/article/index.php?id=0998
http://www.automatesintelligents.com/labo/2005/dec/cerveaudansuneassiette.html
ho an'ilay sarotra aminy ny mamaky teny gasy lava be dia teny frantsay io
ho an'ilay kamo mamaky lavabe na teny gasy na vaza dia ny titre fotsiny vakina dia avy eo mijery sary.... (na tsy makany mintsy :-D )

38. dadabe
(
06/01/2006 11:05)
tsssssssssssss inona za ny hivakina loha @ 2099 izany tsssss sur ve ianao fa misy hahatratra an'izany isika mpisera ireto ???:-w:-w tsssssss manao resaka tssss
39. watafon
(
06/01/2006 18:02)
dadabe enao angamba no tsy hahatratra an'izany fa zay alou manantena e! :lol::lol: