raharaha Voninahitsy J.E.: fantaro ny marina...

21. Stone ( 08/01/2006 17:51)
Ka afaka nanao fihetsehana nge izy raha voafehy tsara ny securite e! Nankaiza moa izany ireo hoe reservista atao service d'ordre? Raha tena olona mpomba azy ny teo tsy nisy ireny daroka ireny, saingy indrinsy.
22. Bocassa ( 09/01/2006 14:19)
Ra8 ange tsy de mahay teny frantsay e! Vola fotsiny no ananany!...Izany ve no atao hoe président de la république?
23. lapino ( 09/01/2006 14:42)
Tsy "président de la république" fa "filohan'ny repoblika"!
24. miarilala ( 09/01/2006 15:41)
tsy d matoky tena loatra koa ny mpitondra ananiky izao d aleony managadra sy manao menace lava izao eh!
25. xxx ( 09/01/2006 17:42)
Hoy i Bokassa (Cannibale nga leitsy ialahy?) hoe tsy mahay teny frantsay i R8. ary ise ve mba tena mahay aloha?
26. ravatorano ( 10/01/2006 05:00)
Bocassa < fa angah mila mahay teny frantsay vao afaka na azo atao filoham-pirenena eh
Adinonao koa angah fa ny vola mahavita ny zava drehetra
Mila mahay teny frantsay v enao raha ho laniana ho fidiana filohan'ny madagasikara ?
mampimé b zany fa angah ny teny frantsay ihany no tena teny azo resahina sy be mpiteny indrindra ary raha teny sinoa na teny silamo d aoana ?
hihihihi
VJE no resaka fa lasa nivadika izy zany
27. fijo ( 10/01/2006 21:24)
bocassa an,tena mibaribary le fisainana entinareo,fa ambany be.ny filoha amerikanina ve mahay teny frantsay????????ny mpitondra japone ve mahay teny frantsay????????sa ny antsika tsy izy fa ambany raha tsy mahay teny frantsay.nareo ireny ry bocassa le olona mpiseo milay manambany ny maha gasy azy rehefa mba tonga aty.
ka ny fanontaniako aminao dia izao.
-raha anontanian'ny vahiny ianao hoe manana ny teninanreo ve ianareo malagasy ?dia ahoana hoy ianao?
_ie manana izahay ka.teny frantsay ny anay.izay ve?
28. xxx ( 21/01/2006 15:39)
Tsy hita intsony Ra-Bokassa(La honte des africains)
29. kitjo ( 22/01/2006 08:40)
hahhahhah

bocassa> grave b znay fa za ko tena tsy mahay teny frantsay...sao d tokony tsy hody any dago akory? hahhahaha

VJE zany mahay be? ary lery ve tsy notenenin le fanahy masiny hoe higadra e?
sa tsy izy moa le oe nilazan fanahy masina fa hiongana ravalo alohan faran taona? izy sy mailhol...

bocassa> enao ngamba le menatra ko raha fantatry ny olona hoe gasy ra aty ivelany e? dia ilay snob ra any Dago...lol
30. Bocassa ( 24/01/2006 14:05)
Mahamenatra raha filoham-pirenena malagasy no tsy mahay teny frantsay! Aleo mieritreritra an' i Voninahitsy na i Alain Ramaroson. Sady lasa mpanao kabary pôlitika i Ra8. Tsy hita intsony e! Mbola aiza no hanjo an-dRamalagasy? Samy mizaka ny vokany... Izay ilay hoe: miharitra trèfle. Izay manana ihany no tafavôka.
31. lapino ( 24/01/2006 14:14)
Bocassa:
Mahamenatra raha filoham-pirenena malagasy no tsy mahay teny frantsay!

Fa rohin'inona moa no ifandraisan'ny "malagasy" sy ny "frantsay"? Dia mbola tsy tonga saina foana ve nareo ry Bocassa fa efa tsy zanatany intsony isika izao ?!!
32. Stone ( 24/01/2006 20:59)
Tsy voatrery hahay teny frantsay ny filoha malagasy, toy izany koa ny filoha rehetra. ny filoha any chine ohatra dia tsy te halala fiteny anglisy na frantsay izany fa misy ny mpandika teny rehafa ilaina izany, toy izany ihany koa ny any Finland sy any Bosnie sns.
33. fijo ( 24/01/2006 21:43)
ny filoha arabo aza ry bocassa rehefa miteny ofisialy tsy mampiasa tey vahiny.ka inona no henatra raha tsy hampiasa an'io ny filoha gasy?sa hoe gasy dia inona??????
34. xxx ( 22/02/2006 13:46)
Aiza ra Ra-Badaboks toa tsy hita tsony e?
35. fijo ( 23/02/2006 22:29)
mbola mihinanan le fean jaza ao izy e
36. Achia ( 25/02/2006 07:29)
I Bocassa ve tsy efa dangy e lolovokatra hgamba io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0945