manadino

21. xxx ( 11/01/2006 02:27)
Tsy milamina aloha e. Nisy fotoana zah mba niezaka ny hanalavitra azy nefa betsaka tsy nety e. Efa somary tsy dia mivaky loha aloha zah izao fa mbola ao ihany ny fitiavako azy. Toa tsy haiko izany ny fandraisako azy. Misaotra atsika rehetra namana namaly ny resako teto. Mahafinaritra be ny fanampianareo. Fa mafy aloha ilay izy e.
22. Vahinala ( 11/01/2006 16:37)
xxx > Mahereza fa fiainana daholo zany ry se an ! :wink:
23. Fantara ( 13/01/2006 08:14)
Vavaka ihany ry zandry no fanafody a! Enao ve zao de tia an'i Jennifer Lopez ohatra dia tsy afaka hanadino azy, lehl ny tena, donc respectez ses volontés d'aimer quelqu'un d'autre et prie fortement pq tu l'oublis d'ici peu... Hitanao fa ho maivana aminao mizany avy eo e! mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5601