vaovao

1. diamondra27 ( 03/01/2006 07:00)
vita ny noely de tonga ny taombaovao 2006
novalian'i Veloo ny 10/01/2006 21:15
2. diamondra27 ( 03/01/2006 07:01)
Taombaovao
namana serasera misy vaovao
comportement vaovao
sary vaovao...
3. hery ( 03/01/2006 07:30)
forum vaovao (angamba efa tsisy olana intsony :-p)
4. dadabe ( 03/01/2006 08:35)
enga anie
5. hery ( 03/01/2006 09:13)
dadabe> tsy enga anie kah :-)
Niari-tory mihitsy aho nikarakara azy tao. Raha mbola misy dia tena maty antoka fotsiny ny aritoriko.
6. kafmalbar ( 03/01/2006 09:16)
tandremo ary soa lasa kivavany fotsiny eo indray
7. jentilisa ( 03/01/2006 09:30)
lasan-ko vavany no fanoratra azy ka!
8. dadabe ( 03/01/2006 09:31)
:-D:-D

hery > sao dia misy hanampiana aza e:-w
9. mamzelkely ( 03/01/2006 10:03)
de mitombo ko ny taona ny olona tsiraiaray kouu:°)
10. fasaly ( 03/01/2006 10:52)
de miha mitombo ny "ride" ketrona am tarehy
11. mamzelkely ( 03/01/2006 11:56)
de meantitra kouu
12. dadabe ( 03/01/2006 14:39)
:evil:de zah zany ahona ????:-w efa akaiky varavaram-pasna ve ????:-w:-w:-w
13. pissoa ( 03/01/2006 14:53)
mitadiava indray kou ps vaovao :-w:-D:-D
14. mamzelkely ( 04/01/2006 10:33)
zay mits ry pissoa hihihi conseil anay zafikely io dadabe aaa:-D:-D
15. ari.malala ( 04/01/2006 11:26)
ko i dadabe ani eromotra b fôna e, mba 8)mo e d mi:)fôna na mi:-Dfôna d ts @zany. Ts mila mitady ps vaovao zany fa manjary ts fantatra tsony we iza ary io fa ireo noteneniko re atao e :-D
16. Veloo ( 04/01/2006 14:50)
dia hanana fisainana vaovao (mitodika any @ tsara):-D:-D
17. mamzelkely ( 05/01/2006 06:53)
de ra efa tsara fisainana ky ry veloo de aôna:roll::-D:-D
18. Veloo ( 05/01/2006 16:04)
rehefa tsara fisainana dia tsy tsy manao otran'ny ledada:roll: :-D:-D:-D
19. pissoa ( 05/01/2006 17:39)
ledada kou tratra fona an :-D:-D
20. diamondra27 ( 05/01/2006 20:01)
vaovao ny akanjo sy ny kiraro, coiffure
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1939