Dinika vaovao
![](https://avatar.serasera.org/832b20d81b2c495b792f08b24b43d795.jpg)
21. Ralay
(
01/01/2006 06:14)
Mbola misy ny DS fa d'occas sy ny collectioneur no manana azy ka mila midebourse bb ianao vao mety mahazo. :lol:
![](https://avatar.serasera.org/832b20d81b2c495b792f08b24b43d795.jpg)
22. Ralay
(
01/01/2006 06:16)
Efa afaka mandefa dinika ianao ry diamondra27 fa iza no andrasanao eo :lol: efa betsaka ireo ny namana afaka mamaly sy interessés :lol:
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
24. diamondra27
(
01/01/2006 18:57)
dadabe: efa nolazaiko tery ambony tery, le sokafana @ ratsatanana fa tsy lakile tsony
andefasan'ise ngah za? na de occasion ng tsy maninona e
andefasan'ise ngah za? na de occasion ng tsy maninona e
![](https://avatar.serasera.org/832b20d81b2c495b792f08b24b43d795.jpg)
26. Ralay
(
02/01/2006 02:37)
Rovina ny anniversairen'i diamondra27 fa mety hataoko kdo izy @ io :lol:=))
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
27. mamzelkely
(
03/01/2006 06:54)
kally:
Tapaka ho'azy fa azafady.
Ny fiara tsy tiako indrindra aloha dia ny peugeot sy ny renault.
Ny mbola tiako nefa tsy misy intsony ny DS.
nefa ky kally aa ny renault no fiara mora ahitana pièce ndrindra ra simba aa za kou alo ts tia peugeot eeee fa renault za tia saingy ny fiara tiko njinja de mitovy an le tin'i cutie le mini de golf kou tiko be fa le type III no tiko de le IV kou tsara ihany