Fitiavana sadasada

1. chiquitta ( 28/12/2005 11:30)
Hoy ny namantsika hoe misy vehivavy gasy tsy menatra ny manakorontana tokantranon'olona, tsotra ny valiny : ianareo lehilahy manajà tena dia aoka ho tonga saina, ny vehivavy kosa matahora an'Andriamanitra fa tsy hainao izay ho ampitsonao ka sao tsy ho zakanao ny tody.
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:31
2. sipagasy ( 28/12/2005 11:32)
io anie ilay hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!!!hhihih dia samia izany mahatanty izay nataony fa mbola hivaly koa iny anyyy andro any volana tsy ampoizinao akory, mmhhhh, manaova ny soa hatrany e!
3. radriana ( 28/12/2005 12:14)
Maninona moa no hoe ny vehivavy gasy, matoa nisy ilay korontana dia ny lehilahy anie izany no nampirafy ny vadiny e, hatramizao aloha dia mbola tsy nahita vehivavy gasy aho nidraguer lehilahy tena ampahibemaso eo, fa ny fanaontsika dia micharcharme,ka anjaran'ny lhl ny mikoty na tsia, izy manambady amanjanaka tsy tokony, fantany tsara ny tokony ataony. Fa matoa izy nanaiky hikoty dia izy izany no te-hanakorontana ny tokantranony
4. diamondra27 ( 28/12/2005 12:40)
matoa raikitra ny fitiavana de olondroa izay no responsable sy consentents fa tsy hoe lhl na vhv ihany. De ny akoho no tsy misy fa ny atody no miverina.

Ny fitiavana de tsy kilalao

Raha tsy manana sentiment enao de mitovy @ biby zay
5. fasaly ( 28/12/2005 12:57)
fa maninona aza no vehivavy foana no tafihina e! ny lehilahy kou nge manao ny ataony koa e!
6. diamondra27 ( 28/12/2005 13:03)
fasaly:ka zay hoa le izy: tsy hoe: ny vhv ihany na lhl ihany fa olondroa consentents no manao io
7. pitchou ( 29/12/2005 01:52)
angamba hihena b d b ny isan'ny vhv hanao an'izany raha mahay mipetraka sy manaja ny vadiny ny lhl! betsaka ange ny lhl manao an'ireny manafina hoe efa manambady aman-janaka e! d ho tsinin'ilay vhv ve raha tsy nahalala mihitsy izy? mety mba tsy fidiny azy aza ny tafiditra @zany, sady tsy fantany akory we tafiditra izy
8. naritsimba ( 29/12/2005 04:38)
na hikoty aza ny lhl tsy afaka ny hanao inn izy raha tsy manaiky ny vhv, amiko izany dia ny vhv no voa @ izany, satria vehivavy no mifampirafy fa tsy ny lhl.
9. ari.malala ( 29/12/2005 05:48)
samy diso e! na lny lhl na ny vhv satria zao, misy vhv mahalala tsara izao fa manambady amanjanaka io ol io fa fitia t hanakorontana tokantranon'ol fts d lasa izao fa ts mieritreritra ny hoaviny, misy ndray lhl manafina ny tena momba azy ka mamitaka ol fts tsotra izao d ny vady amanjanany sy le vhv tiny hoazo, noho izany samy responsable. Fa na hicharme tahaky ny in koa aza ny vhv refa tsy miraika ny lhl afaka hanin le vhv? nareo lhl anie ts mba azo violer na tahaka ny vhv e, ko hoe sao d violernle vhv eo! :-D
10. perla ( 29/12/2005 09:43)
Zao no izy amiko, na iza na iza manao izany dia sady manome alahelo olona no alahelon'olona ka aza gaga raha tsivanombanona ny fiainana e! matoa manao mahazaka, ary io na tsy androany aza no mivaly ny ratsy atao dé mbola ho avy, ary tsy ho ela toy ny volan'ny cnaps eee!!!!!
11. saho ( 29/12/2005 14:33)
Rehefa hifanarahana am-boalohany moa maninona fa samy olon-dehibe fa raha kosa mbola zatovo na sipa kely na mbola tsy ampy taona dia tena tonga ny fitenenanareo aho hoe marina daholo izany...

Fiainana mandalo ka mahaiza mitondra ny lavak'orona fa sarotra ny miaina...

Lanjalanjao daholo ny fihetsika sy ny fitondran-tena fa miankina @ discipline ihany io hoe hatraiza ny fetrany...

Mazotoa daholo
12. rakekely ( 06/01/2006 07:31)
fitiavana madio no nifanoloran'ny mpivady, ka tokony hahay hanaja tena na ny lahy na ny vavy fa tsy hanao fitia sadasada.
Tokony hahalala ny tenany ny tsirairay ary manaja ny tenany dia foana ny fitia sadasada.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715